//-->

Arretes 100

Arrêté n° 12450/99 du 25 novembre 1999

ARRETE N° 12450/99 du 25 novembre 1999 portant conditions d’émission de bons du Trésor spéciaux relatifs à l’assainissement de la Bankin’ny Tantsaha Mpamokatra

 

(J.O n° 2623 du 31.01.2000 p. 486)

 

DIDIM-PITONDRANA LAHARANA FAHA-12450/99 tamin’ny 25 novambra 1999 anaovana ny fepetra famoahana “ bons du Trésor spéciaux ” mikasika ny fanadiovana ny Bankin’ny Tantsaha Mpamokatra

( idem)

Article premier - Dans le cadre de l’assainissement financier de la Bankin’ny Tantsaha Mpamokatra (BTM), il est émis un bon du Trésor spécial d’une valeur de cent quarante sept milliards neuf cent quarante et un million huit cent soixante dix sept mille deux cent soixante franc malagasy

( 147 941 877 260 FMG ) à échéance, rémunéré aux conditions fixés par le présent arrêté et librement négociable.

 

Andininy voalohany - Ao anatin’ny fanatsarana ara-pitantanam-bola ny Bankin’ny Tantsaha Mpamokatra (BTM) dia avoaka ny bons du Trésor spécial mitetinà enimpolo sy roanjato sy fitoarivo sy fito alina sy valo hetsy sy iraika amby efapolo sy sivinjato sy fito arivo sy efatra alina sy iray hetsy tapitrisa iraimbilanja ( 147 941 877 260 Ia) izay averina ara- potoana sy arahina zana-bola araky ny fepetra voalazan’ity didim-pitondrana ity ary azo ifanakalozana malalaka.

 

Art. 2 - Le bon visé à l’article premier sera remboursé en dix échéances semestrielles d’un montant égal en capital. La première échéance est fixée au 30 avril 2000 et la dernière au 31 octobre 2004.

 

And. 2 - Ny bon du Trésor spécial lazain’ny andininy voalohany dia haverina impolo mandoa mitovy, isaky ny enimbolana. Ny fe-potoana famerenana voalohany dia ferana ho ny 30 aprily 2000 ary ny fe-potoana famerenana farany dia ny 31 oktobra 2004.

 

Art. 3 - L’intérêt de ce bon est de 8,5 % l’an, indexé sur l’évolution du taux directeur de la Banque Centrale de la manière suivante :

 

8,5 % nouveau taux directeur de la Banque Centrale

15 % étant entendu que le taux de rémunération des bons du Trésor spéciaux ne saurait être inférieur à 7% l’an, ni supérieur à 8,5% l’an.

 

And. 3 - Ny zana-bolan’ity bon du Trésor spécial ity dia 8,5 isan-jato isan-taona, mifanaraka amin’ny fiovaovan’ny tahatondron’ny Banky Foibe arak’izao manaraka izao :

8,5 isan-jato tahatondro vaovao an’ny Banky Foibe

15 isan-jato ka amin’izany ny tatao famerenana ny bons du Trésor spéciaux dia sady tsy ho latsaky ny 7 isan-jato isan-taona no tsy hihoatra ny 8,5 isan-jato isan-taona.

Art. 4 - Le Directeur général du Trésor sera chargé de l’exécution du présent arrêté qui sera publié au Journal officiel de la République.

And. 4 - Ny Tale jeneralin’ny Trésor no hiandraikitra ny fanatanterahana ity didim-pitondrana ity izay havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement