//-->

Arretes 102

Arrêté n° 9334/99 du 10 septembre 1999

Arrêté n°9334/99 du 10 septembre 1999

portant renouvellement de l'accréditation d'un organisme de contrôle et de certification en matière d'agriculture biologique

(J.O n° 2607 du 01.11.99, p. 2715)

 

Article premier - L'agrément accordé à la Société ECOCERT. ayant son siège 75, voie du Toec, Toulouse (France) en qualité d'organisme de contrôle et de certification en matière d'agriculture biologique, par l'arrêté n° 2429/93 du 28 mai 1993 susvisé est renouvelé pour une période de trois ans.

 

Art. 2 - La Société ECOCERT est autorisée à ouvrir une représentation à Madagascar, chargée de conduire en son nom les inspections sur le territoire de la République de Madagascar, et d'une façon générale d'assumer les obligations de la Société ECOCERT vis-à-vis de lois et règlements nationaux.

 

Art. 3 - Les interventions de la Société ECOCERT devront être menées dans le cadre des principes généraux définis dans les normes internationales sur l'assurance de la qualité d'une part, et dans le respect des réglementations en vigueur dans les pays importateurs en ce qui concerne l'admission et la commercialisation des produits de l'agriculture biologique d'autre part.

A ce titre, elle évalue les systèmes d'assurance de la qualité quant au suivi des référentiels techniques, gère les licences, s'assure de la conformité des produit concernés aux exigences des réglementations sur l'agriculture biologique et le cas échéant d'autres normes applicables, en procédant aux vérifications et essais appropriés, et est habilitée à délivrer les certificats de conformité correspondants.

 

 

Art. 4 - La Société ECOCERT est tenue de produire au ministère du Commerce et de la Consommation (Direction de la Normalisation et de la Qualité) des rapports périodiques, au moins annuels, d'activités, faisant ressortir entre autres :

 

- la gestion des licences, assortie des référentiels techniques y afférents ;

- les opérations d'inspection et d'essais effectués ;

- les certificats de conformité délivrés et leurs bénéficiaires par produits.

De la même façon, elle doit, sans porter atteinte à la confidentialité des données qu'elle pourrait détenir, répondre aux demandes du public en ce qui concerne l'agriculture biologique.

Didim-pitondrana n° 9334/99

tamin’ny 10 septambra 1999

anavaozana ny fanendrena antokon-draharaha iray mpanara-maso sy mpanamarina mikasika ny fambolena biolozika (idem)

 

Andininy voalohany - Ny fankatoavana nomena sy Sosaity ECOCERT izay manana ny foibeny ao amin'ny 75 voie du Toec, Toulouse (France) ho mpanara-maso sy mpanamarina mikasika ny fambolena biolojika araka ny didim-pitondrana laharana faha-2429/93 tamin'ny 28 mey 1993, voalaza etsy ambony dia havaozina mandritry ny telo taona.

 

And. 2 - Ny Sosaiety ECOCERT dia omen-dalana hanokatra masoivoho eto Madagasikara, miandraikitra ny fanaovana amin'ny anarany ny fisafoan-draharaha eto amin'ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara, sy hisahana amin'ny ankapobeny ny adidy aman'andraikitry ny Sosaiety ECOCERT manoloana ny lalàna sy ny didy amam-pitsipika eto amin'ny firenena.

And. 3 - Ny fisahanan-draharaha ataon'ny Sosaiety ECOCERT dia tsy maintsy atao ao anatin'ny sehatra ankapobe voafaritra ao amin'ny fenitra iraisam-pirenena momba ny fiantohana ny fahatsarana andaniny, ary ao anatin'ny fanajana ny didy aman-dalàna manan-kery any amin'ireo firenena mpanafatra entana mikasika ny fampidirana sy ny fivarotana ireo vokatry ny fambolena biolojika ankilany

Amin'izany , dia izy no manombatombana ny rafitra fiantohana ny fahatsarana ny amin'ny fizohiana ny fanondroana ara-teknika , mitantana ny fanomezan-dalàna , miantoka ny fifanarahan'ny vokatra voakasika amin'ny zava-takian'ny didy amam-pitsipika mikasika ny fambolena biolojika ary raha ilaina amin'ny fenitra hafa fampihatra amin'ny fanaovana fanamarinana sy fanandramana mifandraika amin'izany, ary afaka manome taratasy fanamarinana mitovy sy mifanandrify amin'izany.

 

And. 4 - Ny Sosaiety ECOCERT dia tsy maintsy manome ny minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana (Foibem-pitondrana ny fampanaraham-penitra sy ny fahatsarana) ny tatitra isam-banim-potoana farafaharatsiny isan-taona, momba ny asany izay mampisongadina indrindra :

- ny fitantanana ny fanomezan-dalàna mifanaraka amin'ny fanondroana ara-teknika mifandraika amin'izany ;

- ny raharaham-pisafoana sy fanandramana natao ;

 

- ny taratasy fanamarihana mitovy nomena sy ireo nahazo izany isaky ny vokatra.

Toy izany ihany koa, raha toa tsy manohintohina ny tsiambaratelon'ny zava-pantatra izay mety ho tanany, dia tsy maintsy mamaly ny fangatahan’ny olona izy mikasika ny fambolena biolojika.

 

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement