Arretes 107
ARRETE
n°10061/98 du 11 novembre
1998 relatif à la
participation de l'Etat au capital de la société anonyme BFV- Société
Générale (
J.O n°2548 du 14.12.98 ) Article
premier - Dans le cadre de la création de la société anonyme "BFV-
Société Générale" il est émis un bon du trésor spécial d'une valeur de
soixante dix milliards de francs malagasy ( 70 000
000 000 FMG ) au taux zéro, payable à vue et non négociable. |
DIDIM-PITONDRANA
laharana faha-10061/98 ny 11 novambra
1998 mikasika ny
fandraisan'ny Fanjakana anjara amin'ny renivolan'ny sosaiety tsy anavahana
anarana "BFV- Société Générale " (
idem ) Andininy
voalohany - Araka izay voafaritra ao amin'ny fananganana sosaiety tsy
anavahana anarana "BFV- Société Générale ", dia atao ny famoahana bon
du trésor manokana misanda fitoalina tapitrisa iraimbilanja malagasy (70 000
000 000 Ia ), aotra ny zanabola aminy ary efaina
tolo-botsotra sady tsy azo amidy. |