//-->

Arretes 108

Arrêté n° 8897-98 du 14 octobre 1998

ARRETE N° 8897/ 98 du 14 octobre 1998 fixant les modalités d’application du décret n° 98-836 du 14 octobre 1998 portant conditions d’émission de bons du Trésor spéciaux relatifs à l’assainissement des deux banques publiques dans le cadre du désengagement de l’Etat.

 

 

(J.O n° 2543 du 16.11.98 p. 3294)

 

DIDIM-PITONDRANA LAHARANA FAHA- 8897/98 tamin’ny 14 oktobra 1998 mametra ny fombafomba fampiharana ny didim-panjakana laharana faha-98-836 tamin’ny 14 oktobra 1998 anaovana ny fepetra amoahana bons du trésor manokana mikasika ny fanatsarana ny fitantanana ny bankim-panjakana anankiroa ao anatin’ny fisintahan’ny Fanjakana.

( idem)

Article premier - Dans le cadre de l’augmentation du capital de la Banky Fampandrosoana ny Varotra souscrite par l’Etat, il est émis un bon du Trésor spécial d’une valeur de cent deux milliards cinq cent soixante quatre millions de francs malagasy ( 102 564 000 000 FMG ) au taux zéro, payable à vue et non négociable.

 

Andininy voalohany - Ao anatin’ny fampiakarana ny renivolan’ny Banky Fampandrosoana ny Varotra nanaovan’ny Fanjakana tonom-bola, dia avoaka ny bons du Trésor manokana misanda efatra amby enim-polo sy dimanjato sy roa arivo sy iray hetsy tapitrisa Iraimbilanja ( 102 564 000 000 Ia ) tsy misy zanabola, azo aloa eo no ho eo ary tsy azo ifampiraharahana.

 

Art. 2 - Le Directeur général du Trésor sera chargé de l’exécution du présent arrêté qui sera publié au Journal officiel de la République.

And. 2 - Ny Tale jeneralin’ny Trésor no miadidy ny fanatanterahana ity didim-pitondrana ity izay havoaka ao amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement