//-->

Arretes 129

VII


ARRETE N° 10-411/96-SSOC
du 30 décembre 1996

 

 

portant suppression du délai réglementaire de cession au Marché Interbancaire des devises nées des exportations

(J.O. n° 2416, du 24/02/97, p. 435)

 

DIDIM-PITONDRANA

N° 10-411/96- SSOC

tamin’ny 30 desambra 1996

 

manafoana ny fe-potoana ara-dalàna famarotana eo amin’ny tsenam-bola vahiny iraisan’ny banky ireo vola azo avy amin’ny fanondranana entana (Idem)

 

Article premier - Le délai de cession des devises des exportateurs de marchandises et des prestataires de services sur le Marché Interbancaire de Devises (MID) visé par l'arrêté n° 5683/96 du 12 septembre 1996 est supprimé.

 

Andininy voalohany - Foanana ny fe-potoana fivarotana ny vola vahiny azon’ireo mpanondrana entana sy ireo mpisahan-draharaha eo amin’ny tsenam-bola vahiny iraisan’ny banky voalaza ao amin’ny didim-pitondrana laharana faha 5683/96 tamin’ny 12 septambra 1996.

 

 

=> Veux-tu aussi créer une site gratuit ? Alors clique ici ! <=