Arretes 134
ARRETE N° 3930/96 DU 1ER JUILLET 1996 fixant les jours des audiences des différentes chambres de la cour d’appel de Mahajanga (JO n°2373 du 15.07.96 vm p. 1510 et vf p. 1529) Les jours des audiences des différentes chambres de la Cour d’appel de Mahajanga sont fixés comme suit :
Toutes dispositions contraires à celles du présent arrêté sont et demeurent abrogées. |
DIDIM-PITONDRANA N°3930 TAMIN’NY 1 JOLAY 1996 amerana ny andro itsarana ao amin’ny rantsana isan-tsokajiny ao amin’ny fitsarana ambony ao Mahajanga (idem) Ferana toy izao manaraka izao ny andro itsarana ao amin’ny rantsana isan-tsokajiny ao amin’ny Fitsarana ambony ao Mahajanga :
Foanana ary dia foana ny fepetra
mifanohitra amin’izay voalazan’ity didim-pitondrana ity. |