//-->

Arretes 138

III

III.5. ARRETE N° 1187/96

du 15 mars 1996

relatif aux agences agréées au Comptoir de l’Or et portant définition du cahier de charges-type (J.O n°2359 du 22.4.96, p. 1082)

 

 

Article premier. – Les sociétés de droit malagasy désirant bénéficier des dispositions de l’article 4 du décret n° 95-326 du 3 mai 1995 susvisé, sont tenues de se conformer aux dispositions du présent arrêté ainsi qu’aux prescriptions du cahier de charges-type en annexe II.

 

 

Art. 2. – La demande d’agrément de mise en place et de gestion agréée établie en triple exemplaire conformément au modèle joint en annexe I et appuyée en cahier de charges dûment rempli et signé par le représentant légal de la société, et adressé à Monsieur le Ministre chargé des Mines, sous couvert de la Direction provinciale chargée des Mines.

 

Art. 3. – La décision d’agrément de l’agence agréée n’est délivrée qu’au vu du procès-verbal de réception des moyens logistiques et techniques stipulés dans le cahier de charges.

Ce procès verbal est établi par des agents du Ministère chargé des Mines dûment mandaté à cet effet.

 

Il appartient au requérant de solliciter au Ministère chargé des Mines de procéder à cette réception. Tous les frais occasionnés par ladite réception sont à la charge du requérant.

 

Art. 4. – La durée de validité de l’agrément en tant qu’ « Agence Agréée du Comptoir de l’Or » est de deux (2) ans, renouvelable une ou plusieurs fois pour la même durée.

 

Toutefois, en cas de manquement délibéré aux engagements et obligations souscrites dans le cahier de charges dûment constaté par un procès-verbal dressé par l’administration minière, l’agrément sera retiré par décision du Ministre chargé des Mines sans que l’agence agréée puisse prétendre à une indemnisation.

 

Art. 5. – La demande de renouvellement de l’agrément est déposée trois (3) mois avant la date de son expiration conformément aux dispositions de l’article 2 ci-dessus.

 

 

Art. 6. – Le renouvellement est accordé si le bénéficiaire a respecté :

*      les dispositions du cahier de charges en vertu duquel l’agrément a été octroyé ;

*      les obligations légales pres crites.

 

Art. 7. – Les droits d’octroi et de renouvellement de l’Agrément de l’agence agréée sont respectivement fixés à deux millions de francs Malagasy (2.000.000 FMG) et à trois millions de francs Malagasy (3.000.000 FMG). Ils sont liquidés et perçus, soit auprès d’une trésorerie principale, soit auprès d’une perception principale du ressort, sur déclaration souscrite par le requérant. Ils sont ensuite répartis selon les dispositions de l’article 109 de la loi n° 95-016 du 9 août 1995 portant Code minier.

 

La délivrance de la décision d’agrément ne peut se faire que sur présentation du récépissé de paiement des droits d’octroi ou de renouvellement.

 

Art. 8. – L’agence agréée est tenue de fournir mensuellement et annuellement à la Direction provinciale chargée des Mines du ressort et au Comptoir de l’Or, un rapport technique et financier sur ses activités.

 

 

Art. 9. – L’Administration minière du ressort doit établir un rapport trimestriel de suivi et d’évaluation de l’activité de chaque agence agréée, adressé au Ministère chargé des Mines (Direction des Mines).

 

 

 

 

 

 

Art. 10. – L’équivalent de 20% de la quantité à exporter et au prix pratiqué par ce dernier.

 

 

En ce qui concerne le rapatriement de devises, l’Agence agréée doit respecter les dispositions légales et réglementaires sur l’exportation de l’or.

 

 

Art. 11. – Toutes dispositions réglementaires antérieures contraires à celles du présent arrêté sont et demeurent abrogées.

 

Art. 12. – Le Directeur des Mines et les Directeurs Provinciaux chargés chacun ce qui concerne de l’exécution du présent arrêté qui sera enregistré et publié au Journal officiel de la République.

 

III.5. DIDIM-PITONDRANA N°1187/96

tamin’ny 15 martsa 1996

mikasika ny masoivohon'ny Tranombaro-bolamena nankatoavina sy ny famaritana ny bokin'andraikitra filamatra (Idem)

 

Andininy voalohany. – Ireo sosaiety fehezin'ny lalàna mala- gasy te-hisitrika amin'ireo fepetra voalazan'ny andininy faha-4 amin' ny didim-panjakana laharana faha-95-326 tamin'ny 3 mey 1995, voatondro etsy ambony, dia tsy maintsy manaraka ny fepetra so- ritan'ny didim-pitondrana ity ary koa ireo famarafaran-teny raketin' ny bokin'andraikitra filamatra hita ao amin'ny tovana II.

 

And. 2. – Ny fangatahana fankatoavana ny fananganana ary fitantanana Masoivoho iray nankatoavina, atao telo sosona araka ny modely ao amin'ny tovana I ary hamafisina amin 'ny bokin'andraikitra voafeno sady vita sonian'ny solontenan'ny sosaiety ara-dalàna dia alefa amin'Andriamatoa Mini- sitra miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany, ampandalovina amin'ny Foibem-paritra miandrai- kitra ny Harena an-kibon'ny tany.

 

And. 3. – Ny fanapahana anomezana fankatoavana an'ilay Masoivoho notoavina dia tsy avoaka raha tsy eo ny fitanana an-tsoratra ny fanekena ireo hoenti-manatanteraka ara-pitaovana sy teknika voasoratra ao anatin'ny bokin'andraikitra.

Io fitanana an-tsoratra io dia ataon'ireo mpiasa ao amin'ny Minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany nomem-pahefana hanao izany.

Anjaran'ny mpanao fangata- hana ny miangavy ny Minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon' ny tany hanatontosana izany fanekena fandraisana fitaovana izany. Ny fandaniana rehetra amin'io fanekena io dia iantohan'ny mpanao fangatahana.

 

And. 4. – Ny fotoam-paha-retan'ny fankatoavana ho « Maso-ivoho nankatoavina » ny Tranombaro-bolamena dia roa (2) taona, azo havaozina indray mandeha na im-betsaka ka mitovy ihany ny fe-potoana aharetany.

Na izany aza anefa, raha misy tsy fanatontosana an-kitsirano ireo ankibolana sy adidy aman'andraikitra voasoritra tao anatin'ny bokin' andraikitra, voazaha fototra ara-dalàna tamin'ny fitanana an-tsoratra ataon'ny Fanjakana, dia tsoahana araka ny fanapahana raisin'ny Minisitra miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany ny fankatoavana ary amin'izany tsy afa-mitaky onitra ilay masoivoho.

 

And. 5. – Ny fangatahana fanavaozana ny fankatoavana dia apetraka ao anatin'ny telo (3) vo- lana alohan'ny vaninandro mahadila ny mampanan-kery azy, araka ny fepetra voalazan'ny andininy faha-2 etsy ambony.

 

And. 6. – Ekena ny fanavao- zana raha nohajain'ilay nahazo fankatoavana :

*      ireo fepetra ao amin'ny bokin' andraikitra nanomezana ny fankatoavana ;

*      ireo adidy aman'andraikitra soritan'ny lalàna.

 

 

And. 7. – Ny saran'ny fanomezana sy fanavaozana ny fankatoavana dia ferana, avy, ho efatra hetsy Ariary (400.000 Ariary) sy enina hetsy Ariary (600.000 Ariary). Kajiana ary raisina, na eo amin'ny biraon'ny tahirim-bolam-panjakana, na eo amin'ny birao fitakian-ketra eo an-toerana izany, araka ny fanambarana ataon'ny mpanao fangatahana. Avy eo izany dia tsinjaraina araka ireo fepetra voalazan'ny andininy faha-109 amin'ny lalàna laharana faha-95-016 tamin'ny 9 aogositra 1995 mikasika ny Fehezan-dalàna momba ny Harena an-kibon'ny tany.

Ny famoahana ny fanapahana fankatoavana dia tsy azo atao raha tsy aseho ny tapakila fanamari- nana ny nandoavana ireo saran'ny fanomezana na fanavaozana.

And. 8. – Ny Masoivoho nankatoavina dia tsy maintsy manome isam-bolana ary koa isan-taona ho an'ny Foibem-paritra miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany eo an-toerana ary ho an'ny Tranombaro-bolamena, tatitra teknika sy ara-bola mikasika ny asa nataony.

 

And. 9. – Ny Fandraharaham-panjakana misahana ny Harena an-kibon'ny tany eo an-toerana dia tsy maintsy manao tatitra isan-telo volana mikasika ny fanaraha-maso sy ny fanombatombanana ny asa nataon'ny Masoivoho nankatoavina isan’isany izay, alefany amin'ny Minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany (Foibem-pitan-tanana ny Harena an-kibon'ny tany).

 

 

 

And. 10. – Raha toa ka misy fanondranana ny volamena voa-angona, ny Masoivoho nankatoavina dia tsy maintsy mivarotra amin'ny Tranombaro-bolamena ny mitovy amin'ny 20 isan-jato ny ha-betsahan'ny haondrana, ary amin'ny vidiny ampiharin'ity farany ity.

Mikasika ny fampodiana ny vola vahiny, ny Masoivoho nankatoavina dia tsy maintsy manaja ireo fepetra voalazan'ny didy aman-dalàna ary fitsipika mikasika ny fanondranana volamena.

 

And. 11. – Foanana ary dia foana ny fepetra ara-pitsipika rehetra teo aloha mifanohitra amin' izay voalazan'ny didim-pitondrana ity.

 

And. 12. – Ny Talen'ny Harena an-kibon'ny tany sy ireo Talem-paritra miandraikitra ny Harena an-kibon'ny tany no miadidy, araka ny tandrify azy avy, ny fanatantera- hana ity didim-pitondrana ity izay horaiketina am-boky sy havoaka amin'ny Gazetim-panjakan'ny Re-poblika.

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement