Arretes 147
II.15. ARRETE
N°3216/94-MEM/SG/DG/DMI/SMI du 25 juillet 1994 fixant les conditions de validité d'un
contrat de partenariat (J.O n°2258
du 8.8.94 p. 1703) Article premier. – Tout contrat
de partenariat n'est validé qu'après accord du Ministre chargé des Mines. Art. 2. – La durée de
validité de tout contrat de partenariat ne doit en aucun cas dépasser celle
du permis minier y afférent. Il est renouvelable autant de fois que ledit permis. Art. 3. – Dans l'exécution
du contrat du partenariat, les deux parties contractantes sont toutes
soumises aux prescriptions de la loi n° 90-017 du 20 juillet 1990 et de ses
textes d'application. Art. 4. – Le Directeur des
Mines est chargé de l'exécution du présent arrêté qui sera enregistré et
communiqué partout où besoin sera. |
II.15. DIDIM-PITONDRANA
N°3216/94-MEM/SG/DG/DMI/SMI tamin’ny
25 jolay 1994 mamaritra ny fepetra
mampanan-kery ny fifanaraham-pifarimbonana (Idem) Andininy voalohany. –
Tsy manan-kery ny fifanaraham-pifarimbonana raha tsy nahazo
fankatoavana avy amin’ny Mini- sitra miandraikitra ny Harena an-kibon’ny tany. And. 2. – Tsy azo atao mi- hoatra ny fe-potoana
voafaritra ao anatin’ny fahazoan-dalana hitrandraka ny faharetan’ny fifana- raham-pifarimbonana. Azo havaozina araka izay anaovana
azy ny fahazoan-dalana. And. 3. – Tsy maintsy manaja ny fepetra voalazan’ny
lalàna laharana faha 90-017 tamin’ny 20 jolay 1990 sy ireo rijan-teny fampiha- rana azy roa tonta
eo amin’ny fanatanterahana ny fifanaraham-pifarimbonana. Art. 4. – Ny Talen’ny Harena
an-kibon’ny tany no miandraikitra ny fanatanterahana ity didim-piton-drana ity izay ho raketina am-boky sy hampahafantarina
any amin’ izay rehetra mety ilàna azy. |