Arretes 149
IV.1. ARRETE INTERMINISTERIEL N° 3801/93 MEM/MF/MBP du 26 juillet 1993 (J.O. n° 2198 du 2.8.93, p
1861) Par arrêté interministériel n° 3801/93-MEM/MF/MBP du Ministre de
l’Energie et des Mines, du Ministre des Finances, et du Ministre du Budget et
du Plan, en date du 26 juillet 1993, en application des dispositions de
l’article 79 de la loi n° 90-017 du 20 juillet 1990, la « valeur carreau-mine » des substances minières, est fixée
comme suit : A.
Métaux précieux : Valeur
marchande en
FMG par gramme Platine................. 35
000 Or......................... 15
000 Argent.................... 2
000 B.
Gemmes
Pour les autres substances non énumérées dans
l’alinéa ci-dessus notamment celles extraites en vue de leur négociation sous
forme de pièces pour échantillon minéralogiques, la valeur marchande au lieu
d’extraction sera évaluée, en tant que de besoin par le Service chargé de
l’Administration minière, en tenant compte de la valeur théorique mentionnée
dans les factures des ventes de ces substances et des frais couvrant leur
commercialisation. Toutes
dispositions contraires à celles du
présent arrêté sont abrogées. |
IV.1.
DIDIM-PITONDRANA IRAISAN’NY MINISITERA N°
3801/ 93- MEM/M/MBP tamin’ny 26 jolay
1993 (Idem) Noho ny didim-pitondrana
iraisan’ny Minisitera laharana faha- 3801/93-MEM/M/MBP
nataon’ny Minisitry ny Herim-pamokarana sy ny Harena
an-kibon’ny tany, sy ny Minisitry
ny Fitantanam-bola, ary ny Minisitry
ny Teti-bola sy ny Tetipivoarana,
tamin’ny 26 jolay 1993,
ho fampiharana ny fepetra voa- lazan’ny andininy faha-79 amin’ny lalàna laharana faha-90-017 tamin’ ny 20 jolay 1990, ny « valeur carreau-mine » amin’ny harena an-kibon’ny tany dia ferana toy izao manaraka
izao : A. Metaly sarobidy : Sandam-bidy ivarotana
azy amin’ny Iraimbillanja isaky ny grama
Platine................ 35
000
Volamena ......... 15
000
Volafotsy ............. 2
000 B. Vatosoa Momba ny akora hafa
tsy voatanisa eo amin’ny andàlana
etsy ambony, indrindra ireo izay notrandrahana mba hamidy amin’ny
endrika misary kojakojan-tsantio-nany mineralojika,
ny sandam-bidiny eo amin’ny toeram-pitran-drahana
dia hotombanan’ny Sampan-draharaha miandraikitra ny Fitantanana ny harena an-kibon’ny tany, raha misy ilàna izany, mi ainga avy amin’ny
sandam-bidy voasoratra ao amin’ny taratasy filazana ny vidiny
ivarotana ireo vokatra ireo ary koa amin’ny fandaniana
ateraky ny fivarotana azy ireo. Foana avokoa ny fepetra re- hetra mifanohitra amin’izay voa- lazan’izao didim-pitondrana izao. |