Arretes 150
Arrêté n° 8/93-MED du 15 juin
1993 instituant
une carte de service pour les agents relevant de la Médiature
de la République (J.O. du 05.07.93, p.1685) |
Didim-pitondrana n° 8-93/MED tamin’ny 15 jona 1993 amoronana karatra momba ny asa ho an’ireo mpandraharaha miankina amin’ny Mediatioran’ny Repoblika (idem) |
Article
premier - Il est
institué une carte de service pour les agents relevant de la Médiature de la République. Art. 2 - La carte de service
dont le modèle est joint en annexe devra être présentée au responsable de
l’Administration publique au sein de
laquelle sont menées les enquêtes et inspections prévues par les dispositions
des articles 11 et 12 de l’ordonnance
précitée. Art. 3 - Le présent arrêté sera enregistré et publié au Journal officiel de la République de
Madagascar. |
Andininy voalohany - Foronina ny karatra momba
ny asa ho an’ireo mpandraharaha miankina amin’ny Mediatioran’ny Repoblika And. 2 - Ny karatra momba
ny asa, izay atovana eto ny
modeliny, dia tsy maintsy aseho ny tompon’andraikitry ny fitondram-panjakana izay anaovan’izy ireo fanadihadiana sy fisafoana araka ny fepetra
voalazan’ny andininy
faha-11 sy faha-12 ao amin’ny hitsivolana voalaza etsy ambony. And. 3 - Izao didim-pitondrana
izao dia horaketina am-boky sy havoaka
amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika. |