//-->

Arretes 161

II

II.13. ARRETE

INTERMINISTERIEL

N° 682/91-MIEM/MC

du 8 février 1991

réglementant l’exportation des substances minérales (J.O n°2049 du 25/2/91, p.288)

 

Article premier. – Les visas, laissez-passer et autorisations à l’exportation de toutes substances minérales brutes ou travaillées sont délivrés par le ministère de l’Industrie, de l’Energie et des Mines.

 

L’exportateur est tenu de faire parvenir au ministère du Commerce une copie des documents d’exportation dûment visés par les services des douanes.

 

Art. 2. – L’exportation de substances minérales est divisée en deux catégories :

*      les envois non commerciaux ;

*      les envois commerciaux.

 

Art. 3. – Les envois non commerciaux comprennent les envois d’échantillons minéralogiques, les dons, les cadeaux, les objets à usage personnel, les substances minérales destinées pour la recherche de débouchés, pour analyses, essais industriels ou pour études.

 

 

Art. 4. – Les envois commerciaux sont soumis au contrôle de qualité des substances minérales et de conformité des déclarations de l’exportateur par les services du ministère chargé des Mines.

 

 

Art. 5. – Toute demande doit être adressée au ministère chargé des Mines, avec les pièces justificatives concernant le requérant et le destinataire, la nature, le poids, l’origine et l’utilisation envisagée des substances minérales à exporter.

 

 

 

Art. 6. – Tout envoi des substances minérales doit être, après contrôle et scellage des colis par les services du ministère chargé des Mines, accompagné d’un visa de sortie délivré par ce Ministère dans un délai de quarante-huit (48) heures, jours ouvrables, à partir de la date de dépôt de la demande prévue à l’article 5 ci-dessus.

 

 

 

 

 

 

Art. 7. – Les infractions au présent arrêté seront constatées, poursuivies et réprimées conformément aux dispositions de la loi n° 90-017 du 20 juillet 1990 portant Code minier.

 

II.13. DIDIM-PITONDRANA IRAISAN’NY MINISITERA N° 682/91-MIEM/ MC

tamin’ny 8 febroary 1991

manisy fitsipika ny fanon-dranana akoran-karena any ivelany (Idem)

 

Andininy voalohany. – Ny minisiteran’ny Indostria sy ny Herim-pamokarana ary ny Harena an-kibon’ny tany no manome ny fanamarinana sy famelana hivezi-vezy ary ny fanomezan-dàlana hanondrana akoran-karena bontolo na efa voakarakara.

Ny mpanondrana entana any ivelany dia tsy maintsy manao izay ahatongavan’ny kopian’ny antontan-taratasy fanondranana entana any ivelany voamarin’ny Sampan-draharahan’ny fadintsera-nana ara-dàlana any amin’ny mini-siteran’ny Varotra.

 

And. 2. – Mizara ho sokajy roa ny fanondranana akoran-karena any ivelany :

*      ny fandefasana entana tsy natao hamidy ;

*      ny fandefasana entana hamidy.

 

And. 3. – Ny fandefasana entana tsy natao hamidy dia misy ny fandefasana santionan’ny akoran-karena an-kibon’ny tany, ny tolotra, ny fanomezana, ny zavatra natao ampiasain’olon-tsotra, ny akoran-karena natao hikarohana lalam-barotra hanaovana fanadi-hadiana, fanandramana eo amin’ ny lafiny indostrialy na natao hanaovana fandinihana.

 

 

And. 4. – Ny fandefasana entana hamidy dia anaovana fanaraha-maso momba ny faha-tsaran’ny akoran-karena sy ny fifanarahan’ny fanambarana ataon’ ny mpanondrana entana any ivelany any amin’ny sampan-draharahan’ny minisitera mian-draikitra ny Harena an-kibon’ny tany.

 

And. 5. – Ny fangatahana rehetra dia tsy maintsy avantana ao amin’ny minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon’ny tany, miaraka amin’ny singan-taratasy fanamarinana mikasika ny mpan-gataka sy ny andefasana, ny karazana, ny lanja, ny fiaviana ary koa ny faminavinana ny hampia-saina ny akoran-karena aondrana any ivelany.

 

And. 6. – Rahefa vita ny fanaraha-maso sy fametahana fitomboka amin’ny fonosan’entana ataon’ny sampan-draharaha ao amin’ny minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon’ny tany, ny fande-fasana akoran-karena dia tsy maintsy ampiarahina amin’ny faha-zoan-dàlana hamoaka entana omen’io minisitera io, ao anatin’ny valo amby efapolo (48) ora, andro fiasana, manomboka ny vani- nandro nametrahana ny fangata-hana voalaza ao amin’ny andininy faha-5 etsy ambony.

 

And. 7. – Ny fandikana izao didim-pitondrana izao dia hoza-hana fototra sy hoenjehina ary ho faizina araka ny fepetra voalazan’ ny lalàna laharana faha-90-017 tamin’ny 20 jolay 1990 mikasika ny Sata mifehy ny Harena an-kibon’ny tany.

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement