Arretes 163
II.11. ARRETE
INTERMINISTERIEL N°679/91-MIEM/MRSTD du 8 février 1991 fixant la liste des substances minerales
protégées (J.O. n° 2049 du
25.2.91, p. 289) Article premier. – En application des
dispositions de l’article 10 de la loi n° 90-017 du 20 juillet 1990 portant
Code minier, la liste des substances minérales dites protégées est fixée
comme suit : 1° Substances minérales présentant
des valeurs scientifiques particulières :
fossiles de vertébrés, de
poissons et de végétaux. 2° Substances minérales dont la
protection est jugée utile en raison de leur rareté :
befanamite, béhiérite,
bismutho-tantalite, grandidiérite, hibonite, hamburgite, kornérupine,
rhodizite. 3° Substances dont la mise en
valeur est contrôlée en raison de leur spécialité :
aragonite, bois silicifié ou
agatifié, ammonite, sep- taria, célestite. Art. 2. – Toute découverte desdites
substances doit être déclarée au ministère chargé des Mines, ces substances
seront remises, le cas échéant à l’Etat (Direction chargée des mines). Art. 3. – La recherche,
l’exploitation, la transformation, le
commerce et l’exportation des substances des deux premières catégories
sont strictement interdits. Toutefois,
une exception pour la collecte et le ramassage de ces substances pourra être
faite en faveur des organismes nationaux de recherches, dans un but
d’exploitation scientifique, sur autorisation du Ministre chargé des Mines. Art. 4. – Les substances de la
troisième catégorie peuvent être ramassées, exploitées et commercialisées
dans les conditions déterminées par l’arrêté n°678-91 du 8 février 1991,
réglementant l’ex-traction et la commercialisation desdites substances à
l’intérieur des permis de l’Etat Malagasy. En outre, la
collecte, le ramassage et l’exploitation des fossiles dans cette troisième
catégorie dans les sites classés par arrêté sont interdits. Art. 5. – Le présent arrêté sera
publié au Journal officiel de la
République |
II.11. DIDIM-PITONDRANA IRAISAN’NY MINISITERA N°679/91-MIEM/MRSTD
tamin’ny
8 febroary 1991 mametra
ny lisitry ny akoran-karena arovana (Idem) Andininy voalohany. – Ho fampiharana ny fepetra voalazan’ ny andininy faha-10 amin’ny lalàna
laharana faha-90-017 tamin’ny 20 jolay 1990 mikasika ny Sata mifehy ny harena
ao an-kibon’ny tany, ny lisitry ny akoran-karena arovana dia ferana toy
izao : 1°
Akoran-karena manana ny hasarobidiny manokana
ara-tsiansa :
Fossiles de vertébrés, de poissons et de végéteaux. 2° Akoran-karena izay heverina fa ilaina ny fiarovana azy noho ny ankavitsiany
:
befanamite, béhiérite, bismutho-tantalite, grandidiérite, hibonite,
hamburgite, kornérupine, rhodizite. 3° Akoran-karena izay arahi-maso ny famokarana azy noho ny antony
manokana :
aragonite, bois silicifié ou agatifié, ammonite, septaria, célestite. And. 2. – Tsy maintsy anaovana
fanambarana any amin’ny Minisitra miandraikitra ny Harena ao an-kibon’ny tany
ny fahitana ireo akora voalaza ireo, hatolotra ny Fanajakana
(Foibem-pitondrana ny Harena ao an-kibon’ny tany) izy ireo, raha misy ilàna
azy. And. 3. – Voarara tanteraka ny
fikarohana, ny fitrandrahana, ny fanodinana, ny fivarotana ary ny
fanondranana ireo akora ao amin’ny sokajy roa voalohany. Na izany aza
anefa, dia misy fanalefahana azo atao amin’ny fanangonana na ny fitsimponana
ireo akora ireo ho an’ireo antokon-draharaha eto an-toerana mpanao
fikarohana, izay hampiasa izany amin’ny asa fikarohana ataony ara-tsiansa,
araka ny fanomezan- dàlana avy amin’ny Minisitra miandraikitra ny Harena ao
an-kibon’ny tany. And. 4. – Ny akora ao amin’ny sokajy
fahatelo dia mety azo angonina, trandrahina ary amidy araka ny fepetra
voafaritry ny didim-pitondrana laharana faha-
678-91 tamin’ny 8 febroary 1991 manisy fitsipika ny fomba
fitrandrahana sy fivarotana ireo akora voalaza ireo ao anatin’ny fahazoan-dàlan’ny
Fanjakana Mala- gasy. Ankoatra
izany, ny fanango- nana, ny fitsimponana ary ny fitran-drahana ireo fossilles ao amin’ny sokajy fahatelo
ao anatin’ny faritra arovana araka ny didim-panjakana dia voarara. And. 5. – Havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny
Repoblika izao didim-pitondrana izao. |