//-->

Arretes 173

ARRETE N°2570/80 DU 30 JUIN 1980

ARRETE N°2570/80 DU 30 JUIN 1980

portant fixation des jours et heures des audiences ordinaires des juridictions

( JO n°1378 du 12.07.80 p.1167 ) Errata : JO n°1391 du 27.09.80 p. 1722 modifié par arrêté n°4046 du 8 octobre 1980 (JO n°1395 du 18.10.80 p.1859 ).

 

Les jours et heures des audiences ordinaires des juridictions sont fixés dans les tableaux joints en annexe :

 

 

*       tableau I : Cour Suprême ;

*       tableau II : Cours d’appel ;

*       tableau III : tribunaux de première instance ;

*       tableau IV : sections des tribunaux.

 

Le tribunal spécial économique siège en permanence au chef-lieu du Faritany où il est établi. Il siège également en audiences foraines.

 

Les audiences foraines sont tenues par les juridictions d’instance. Un calendrier arrêté au début de chaque année par délibération du tribunal ou ordonnance du président de section, prise sur l’avis du procureur de la République, fixe les jours et heures de ces audiences.

 

 

 

Les audiences ont lieu en principe au palais de justice de la ville.

 

 

Lorsqu’il n’existe pas de palais de justice ou en cas de besoin, les audiences se tiennent dans un local ouvert au public désigné par ordonnance du président de la juridiction.

 

 

Cette ordonnance sera portée par le greffe à la connaissance du public et des parties par affichage et par mention spéciale dans les citations ou convocations.

 

 

Les juridictions siègent, chaque fois qu’il est nécessaire, en audience solennelle fixée par ordonnance de leur président prise après consultation du ministère public si celui-ci est représenté auprès de ces juridictions.

 

 

Des audiences extraordinaires peuvent être tenues dans les mêmes conditions soit sur requête des parties soit d’office.

 

 

 

Toutes les audiences dont l’indication a été laissée au pouvoir du président de la juridiction par un texte spécial ou qui seraient la conséquence d’une disposition de la loi, ont lieu indépendamment des jours et heures fixés aux tableaux prévus au paragraphe premier.

 

Les juridictions entrent en vacation le 24 décembre.

 

Les audiences de vacation sont consacrées aux affaires requérant célérité.

 

Dans le mois qui précède les vacations, une décision conjointe prise selon le cas par les chefs de cour et, pour l’ensemble de leur ressort, par les chefs de juridictions fixe les jours et heures des audiences de vacation. Cette décision est affichée au greffe et à l’entrée des salles d’audience.

 

 

 

 

 

 

Le service des audiences de vacation est assuré par des magistrats désignés, dans le même temps :

 

 

1.       Au niveau de la Cour Suprême et des cours d’appel, par ordonnance du premier président et une décision du procureur général, chacun en ce qui le concerne ;

 

 

2.       Au niveau des tribunaux de première instance, par ordonnance du président et une décision du procureur de la République, chacun en ce qui le concerne.

 

Les juridictions effectuent leur rentrée, le troisième jour ouvrable du mois de janvier de l’année suivante.

 

Toutefois, l’audience de rentrée de la cour d’appel tient lieu d’audience de rentrée du tribunal de première instance ayant son siège dans la même ville.

 

 

 

Le présent arrêté, qui rapporte l’arrêté n° 1805 du 1er juin 1966 ainsi que les textes subséquents qui l’ont modifié, sera publié au Journal Officiel de la République et communiqué partout où besoin sera.

 

DIDIM-PITONDRANA N°2570/80

TAMIN’NY 30 JONA 1980

mametraka ny andro sy ny ora itsarana andavandro ao amin’ireo fahefam-pitsarana. (idem)

 

 

 

Ny andro sy ora itsarana andavanandro ao amin’ireo fahefam-pitsarana dia voafetra ao amin’ny tabilao mitovana amin’ity didim-pitondrana ity :

 

*       tabilao I : Fitsarana Tampony ;

*       tabilao II : Fitsarana ambony ;

*       tabilao III : tribonaly ambaratonga voalohany ;

*       tabilao IV : sampam-pitsarana.

 

Mitsara tsy an-kiato ao amin’ny renivohi-paritany misy azy ny fitsarana manokana momba ny toe-karena. Mitsara mitety vohitra koa izy.

 

Ireo fahefam-pitsarana itondrana ny raharaha eo am-boalohany no mitety vohitra. Fandaharam-potoana arafitra isaky ny fiandohan’ny taona, araka ny fanapahana ataon’ny tribonaly na didy ataon’ny filohan’ny sampam-pitsarana rehefa nanome ny heviny ny fampanoavana, no mametra ireo andro sy ora itsarana.

 

Ny fotoam-pitsarana rehetra dia ao amin-ny lapan’ny fitsarana ao an-tanàna no atao.

 

Raha tsy misy lapan’ny fitsarana na raha misy ilana izany dia atao ao amin’ny trano iray misokatra ho an’ny besinimaro ny fotoam-pitsarana ka didy ataon’ny filohan’ny fitsarana no manondro io trano io.

 

Hampahafantarin’ny fiandraiketan-tsora-pitsarana ny olon-drehetra sy ny mpiady amin’ny alalan’ny peta-drindrina sy ny fanamarihana manokana ao anatin’ny fiantsoana, io didy io.

 

Isaky ny misy ilana izany dia manao fotoam-pitsarana manetriketrika ny fitsarana ka ny filohany no mametra izany amin’ny alalan’ny didy, rehefa nakan-kevitra ny fampanoavana, raha misy solontenany eo an-toerana.

 

Azo atao ny fotoam-pitsarana tsy andavanandro, araka ny fepetra voalaza etsy aloha na noho ny fangatahan’ny mpiady na rehefa heverin’ny fitsarana fa tokony hatao izany.

 

Ny fotoam-pitsarana rehetra izay navela ho andraikitry ny filohan’ny fitsarana ny manondro azy amin’ny alalan’ny rijan-teny manokana na noho ny fampiharana ny fepetra voalazan’ny lalàna, dia atao ankoatry ny andro sy ny ora voafetra ao amin’ny tabilao voalazan’ny andalana voalohany.

 

Manomboka ny 24 desambra ny fotoana hiatoan’ny fitsarana.

 

Ny raharaha maika ihany no tsaraina mandritra izany fotoana izany.

 

Iray volana alohan’ny fiatoana dia fanapahana iarahan’ireo lehiben’ny Fitsarana Tampony na ny fitsarana ambony mamoaka, ary iarahan’ny lehiben’ny fitsarana ambaratonga voalohany ho an’ny fitambaran’ireo faritra iandraiketany, araka ny fisehoan-javatra, no mametra ny andro sy ny ora hitsarana mandritra ny fotoam-pitsarana. Atao peta-drindrina ao amin’ny fiandraiketan-tsora-pitsarana sy eo amin’ny fidirana mankao amin’ireo efitrano fitsarana io fanapahana io.

 

Ao anatin’io fe-potoana io ihany koa, ireo mpitsara hiandraikitra ny fanaovana ny raharaha mandritra ny fotoam-piatoana dia ho tendrena :

 

1.       Ao amin’ny Fitsarana Tampony sy fitsarana ambony, amin’ny alalan’ny didy avoakan’ny filoha voalohany sy ny fanapahana ataon’ny tonia voalohany mpampanoa, araka ny tandrify azy avy.

 

2.       Ao amin’ireo tribonaly ambaratonga voalohany, araka ny didy avoakan’ny filoha sy ny fanapahana ataon’ny tonia mpampanoa araka ny tandrify azy avy.

 

Ny andro fahatelo iasana amin’ny volana janoary amin’ny taona manaraka no andro fidiran’ny fahefam-pitsarana.

 

Na izany aza, ny fotoam-pitsarana idiran’ny fitsarana ambony dia mahasolo ny fotoam-pitsarana fidiran’ny tribonaly ambaratonga voalohany ao amin’ilay tanàna ihany.

 

Ity didim-pitondrana ity izay manafoana ny didim-pitondrana laharana faha-1805 tamin’ny 1 jona 1966, sy ireo rijan-teny taty aoriana nanova azy dia havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika ary hampahafantarina any amin’izay rehetra ilàna azy.

 

 

Tableau I Tabilao I

 

AUDIENCES DE LA COUR SUPREME FOTOAM-PITSARAN’NY FITSARANA TAMPONY

 

Chambres

Jours

Heures

Rantsana

Andro

Ora

 

Civile

 

 

Pénale ordinaire

 

 

Pénale spéciale (section économique)

 

Administrative

 

 

Financière

 

2e et 4e mardi du mois

 

1er et 3e mardi du mois

 

 

2e et 4e vendredi du mois

 

 

mercredi

A.       4040/80 du 8.10.80)

Selon les besoins

 

8 h 30

 

 

8 h 30

 

 

 

8 h 30

 

 

 

 

8 h 30

 

Ady madio

 

 

Ady heloka tsotra 

 

 

Ady heloka manokana (heloka ara-toe-karena)

 

Ady ifanaovana amin’ny Fanjakana

Momba ny fitantanam-bola

 

Talata faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

Talata voalohany sy faha-3 amin’ny volana

Zoma faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

 

 

Alarobia (idem)

 

 

Isaky izay ilàna azy

 

8 ora sy sasany

8 ora sy sasany

 

 

8 ora sy sasany

 

 

 

8 ora sy sasany

 

Tableau II Tabilao II

 

AUDIENCES DES COURS D’APPEL FOTOAM-PITSARAN’IREO FITSARANA AMBONY

 

Chambres

Jours

Heures

Rantsana

Andro

Ora

1. Antananarivo 1. Antananarivo

 

Civile

 

 

Immatriculation

 

 

Sociale

 

 

 

 

Commerciale

 

 

 

Correctionnelle

 

Accusation

Lundi, mercredi et jeudi

 

2e et 4e mercredi du mois

1er, 3e et 5e jeudi du mois

 

 

 

2e et 4e jeudi du mois

 

 

Mardi et vendredi

Lundi

8 h 30 et 14 heures

 

8 h 30

 

 

8 h 30

 

 

 

 

8 h 30

 

 

 

8 h 30

 

8 h 30

Ady madio

 

 

Ady baorina

 

 

Ady momba ny asa

 

 

 

Ady momba ny varotra

 

 

Ady heloka

 

Fiampangana

Alatsinainy, alarobia ary alakamisy.

Alarobia faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

Alakamisy voalohany, faha-3 ary faha-5 amin’ny volana

Alakamisy faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

Talata sy zoma

 

Alatsinainy

8 ora sy sasany, 2 ora

8 ora sy sasany

 

8 ora sy sasany

 

 

 

8 ora sy sasany

 

 

8 ora sy sasany

8 ora sy sasany

 

 

Tableau III Tabilao III

 

AUDIENCES DES TRIBUNAUX DE PREMIERE INSTANCE

FOTOAM-PITSARAN’IREO FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY

 

 

Par ordre alphabétique Alahatra arak’abidia

 

Chambres

Jours

Heures

Rantsana

Andro

Ora

 

1. Siège d’Ambatondrazaka 1. Foiben’Ambatondrazaka

 

Civile, commerciale et immatriculation

 

Correctionnelle et de simple police.

Sociale

 

Mardi

 

 

 

Mercredi

 

 

Jeudi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady momba ny varotra, ady baorina, ady madio.

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa.

Talata

 

 

 

Alarobia

 

 

Alakamisy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

8 ora

2. Siège d’Antalaha 2. Foiben’Antalaha

 

Correctionnelle et de simple police

Civile, commerciale et immatriculation.

Sociale

Lundi

 

 

 

Mercredi

 

 

 

Jeudi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina.

Ady momba ny asa.

Alatsinainy

 

 

 

Alarobia

 

 

 

Alakamisy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

 

8 ora

 

3. Siège d’Antananarivo 3. Foiben’Antananarivo

 

Civile

 

 

 

Commerciale

 

Sociale

 

 

 

Immatriculation

Référés

Correctionnelle

 

 

 

 

Tribunal pour enfants

Flagrants délits

 

Simple police

Lundi

 

Mercredi

 

Jeudi

Jeudi

 

Mercredi

Jeudi

Samedi

 

Mercredi

Mardi

Lundi

Mardi

Mercredi

Vendredi

 

Vendredi

 

Tous les jours

 

Samedi

8 h –10 h  

14 h-16h

8h – 10h

14 heures

8 heures.

8 h-10 h

 

8 heures

8 h - 14 h

8 heures

 

14 heures

8 heures

8 h 30 - 14h30

8 h 30 -14 h 30

8 h 30 -14 h 30

8 h 30 - 14h30

 

8 h 30

 

 

 

8h30

Ady madio

 

 

 

 

Ady momba ny varotra

Ady momba ny asa

 

 

Ady baorina

Ady maika

Ady heloka tsotra

 

 

 

Fitsarana ny ankizy

Tratra ambody omby

Heloka madinika

Alatsinainy

 

Alarobia

 

Alakamisy

Alakamisy

 

Alarobia

Alakamisy

Asabotsy 

 

Alarobia

Talata

Alatsinainy

Talata

Alarobia

Zoma

 

Zoma

 

Isan’andro

 

Asabotsy

8 ora – 10 ora 

2 ora – 4 ora

8 ora – 10 ora 

2 ora

8 ora

8 ora - 10 ora

 

8 ora

8 ora – 2 ora

8 ora

 

2 ora

8 ora

8 ora 30-2 ora 30

8 ora 30-2 ora 30

8 ora 30- 2 ora 30

8 ora 30-2 ora 30

 

8 ora sy sasany

 

 

 

8 ora sy sasany

4. Siège d’Antsirabe 4. Foiben’Antsirabe

 

Sociale

 

Civile

 

Commerciale et

immatriculation

Correctionnelle et simple police

Mardi

 

Mercredi, jeudi

 

Jeudi

 

 

Vendredi

8 h 30

 

8 h 30

 

8 h 30

 

 

8 h 30.

Ady momba ny asa

Ady madio

 

Ady momba ny varotra sy ady baorina.

Ady heloka tsotra sy heloka madinika.

Talata

 

Alarobia sy alakamisy

Alakamisy

 

 

Zoma.

8 ora sy sasany

 

8 ora sy sasany

8 ora sy sasany

 

 

8 ora sy sasany

5. Siège d’Antsiranana 5. Foiben’Antsiranana

 

Correctionnelle et simple police

 

 

Civile, commerciale et immatriculation

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Mercredi

 

 

 

2e, 4e jeudi du mois

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady momba ny asa.

Talata

 

 

 

Alarobia

 

 

 

Alakamisy faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

 

8 ora

6. Siège de Farafangana 6. Foiben’i Farafangana

 

Sociale

 

Correctionnelle et simple police

 

Civile, commerciale et immatriculation

Mercredi

 

Jeudi

 

 

 

Vendredi

8 heures

 

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady momba ny asa

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Alarobia

 

Alakamisy

 

 

Zoma

8 ora.

 

8 ora

 

 

 

8 ora

 

7. Siège de Fianarantsoa 7. Foiben’i Fianarantsoa

 

Immatriculation

Civile

Sociale

 

Commerciale

 

Tribunal pour enfants

Correctionnelle et simple police

Lundi

Mardi

Mercredi

 

Jeudi

 

Jeudi

 

Vendredi

8 heures

8 heures

8 heures

 

8 heures

 

14 heures

 

8 heures

Ady baorina

Ady madio

Ady momba ny asa

Ady momba ny varotra

Fitsarana ny ankizy

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Alatsinainy

Talata

Alarobia

 

Alakamisy

 

Alakamisy

 

Zoma

8 ora

8 ora

8 ora

 

8 ora

 

2 ora

 

8 ora

8. Siège de Mahajanga 8. Foiben’i Mahajanga

 

Civile et immatriculation

Commerciale

 

Sociale

 

Correctionnelle et simple police

Mardi

 

Mardi

 

Mercredi

 

Jeudi

8 heures

 

10 heures

 

8 heures

 

8 heures

Ady madio sy ady baorina

Ady momba ny varotra

Ady momba ny asa

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Talata

 

Talata

 

Alarobia

 

Alakamisy

8 ora

 

2 ora

 

8 ora

 

8 ora

 

 

 

9. Siège de Taolagnaro 9. Foiben’i Taolagnaro

 

Correctionnelle et simple police

 

 

Civile, commerciale, immatriculation et sociale

Jeudi

 

 

 

Vendredi

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina ary momba ny asa.

Alakamisy

 

 

 

Zoma

8 ora

 

 

 

8 ora

 

10. Siège de Toamasina 10. Foiben’i Toamasina

 

Correctionnelle, (citation directe) et simple police

Civile 

Correctionnelle (information sommaire et instruction préparatoire)

 

Commerciale, sociale et immatriculation.

Mardi

 

 

 

Mercredi

Jeudi

 

 

 

 

 

Vendredi

8 heures

 

 

 

8 heures

8 heures

 

 

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra (fiantsoana mivantana) sy heloka madinika.

Ady madio

Ady heloka tsotra (famotorana ambangovangony sy famotorana fandalinana)

 

Ady momba ny varotra, ady momba ny asa, ady baorina

Talata

 

 

 

Alarobia

Alakamisy

 

 

 

 

 

Zoma

8 ora

 

 

 

8 ora

8 ora

 

 

 

 

 

8 ora

 

11. Siège de Toliary 11. Foiben’i Toliary

 

Correctionnelle et simple police

 

 

Commerciale

 

 

Civile

Sociale

 

 

 

Immatriculation

Mardi

 

 

 

Mercredi

 

 

Mercredi

1er et 3e jeudi du mois

 

 

2e et 4e jeudi du mois

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

10 heures

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny varotra

 

Ady madio

Ady momba ny asa

 

 

Ady baorina

Talata

 

 

 

Alarobia

 

 

Alarobia

alakamisy voalohany sy faha-3 amin’ny volana

Alakamisy faha-2 sy faha-4 amin’ny volana

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

10 ora

8 ora

 

 

 

8 ora

Tableau IV Tableau IV

 

AUDIENCES DES SECTIONS DES TRIBUNAUX

FOTOAM-PITSARAN’IREO SAMPAN’NY FTSARANA

Par ordre alphabétique Alahatra arak’abidia

 

Chambres

Jours

Heures

Rantsana

Andro

Ora

 

1. Siège d’Ambanja 1. Foiben’Ambanja

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculation

Sociale

Jeudi

 

Vendredi

 

 

Samedi

8 heures

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady momba ny asa

Alakamisy

 

Zoma

 

 

Asabotsy

8 ora

 

8 ora

 

 

8 ora

2. Siège d’Ambatolampy 2. Foiben’Ambatolampy

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculation

Sociale

Lundi

 

Mardi

 

 

Mercredi

8 heures

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra ady baorina

Ady momba ny asa

Alatsinainy

 

 

Talata

 

Alarobia

8 ora

 

 

8 ora

 

8 ora

 

3. Siège d’Ambositra 3. Foiben’Ambositra

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculation

Sociale

Lundi

 

 

Mardi

 

 

Mardi

8 heures

 

 

8 heures

 

 

14 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

 

Ady momba ny asa

Alatsinainy

 

 

Talata

 

 

Talata

8 ora

 

 

8 ora

 

 

2 ora

 

4. Siège d’Ampanihy 4. Foiben’Ampanihy

Réservé Miandry ny fisokafany

 

5. Siège d’Analalava 5. Foiben’Analalava

Civile, commerciale, immatriculationcorrectionnelle et simple police

 

Sociale

Vendredi

 

 

 

 

 

1er et 2e mercredi du mois.

8 heures

 

 

 

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina, ady heloka tsotra sy heloka madinika

 

Ady momba ny asa.

Zoma

 

 

 

 

Alarobia voalohany sy faha-2 amin’ny volana.

8 ora

 

 

 

 

 

8 ora

 

6. Siège d’Ankazoabo 6. Foiben’Ankazoabo

 

Civile, commerciale, immatriculation correctionnelle et simple police

Sociale

Vendredi

 

 

 

 

Lundi

8 heures

 

 

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina, ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa

Zoma

 

 

 

 

Alatsinainy

8 ora

 

 

 

 

8 ora

 

7. Siège de Betroka 7. Foiben’i Betroka

 

Correctionnelle et simple police

Sociale, civile, commerciale, immatriculation.

Jeudi

 

Vendredi

8 heures

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa, ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Alakamisy

 

Zoma

8 ora

 

8 ora

 

 

 

8. Siège d’Ihosy 8. Foiben’Ihosy

 

Sociale

 

 

Correctionnelle et simple police

 

Civile, commerciale et immatriculation

2e et 3e mardi du mois

 

Jeudi

 

 

Vendredi

8 heures

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady momba ny asa

 

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Talata faha-2 sy faha-3 amin’ny volana

Alakamisy

 

 

Zoma

8 ora

 

 

8 ora

 

 

8 ora

 

 

9.Siège de Maevatanana 9. Foiben’i Maevatanana

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculation

Sociale

Lundi

 

Mardi

 

 

Mercredi

8 heures

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady momba ny asa

Alatsinainy

 

Talata

 

 

Alarobia

8 ora

 

8 ora

 

 

8 ora

10. Siège de Maintirano 10. Foiben’i Maintirano

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculationSociale

Lundi

 

Mardi

 

 

Mercredi

8 heures

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady momba ny asa

Alatsinainy

 

Talata

 

 

Alarobia

 

8 ora

 

8 ora

 

 

8 ora

 

 

11. Siège de Manakara 11. Foiben’i Manakara

 

Correctionnelle et simple police

 

Civile, commerciale et immatriculation

Sociale

Lundi

 

 

Mardi

 

 

Mercredi

8 heures

 

 

8 heures

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady momba ny asa

Alatsinainy

 

 

Talata

 

 

Alarobia

 

8 ora

 

 

8 ora

 

 

8 ora

12. Siège de Mananjary 12. Foiben’i Manakara

 

Sociale

 

Correctionnelle et simple police

Civile, commerciale et immatriculation

Mercredi

 

Jeudi

 

Vendredi 

8 heures

 

8 heures

 

8 heures

Ady momba ny asa

 

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Alarobia

 

Alakamisy 

 

Alarobia

8 ora

 

8 ora

 

8 ora

 

 

 

 

 

13. Siège de Mandritsara 13. Foiben’i Mandritsara

 

Civile, commerciale, immatriculation

 

Correctionnelle, simple police

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Vendredi

 

 

Samedi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady heloka tsotra, sy heloka madinika

Ady momba ny asa

Talata

 

 

 

Zoma

 

 

Asabotsy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

8 ora

 

14. Siège de Maroantsetra 14. Foiben’i Maroantsetra

 

Civile, commerciale, immatriculation

 

Correctionnelle et simple police

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Mercredi

 

 

Samedi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa

Talata

 

 

 

Alarobia

 

 

Asabotsy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

8 ora

 

15. Siège de Miandrivazo 14. Foiben’i Miandrivazo

 

Correctionnelle et simple police, civile, commerciale, immatriculation et sociale

Jeudi

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika, ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina, ady momba ny asa.

Alakamisy

8 ora

16. Siège de Miarinarivo 16. Foiben’i Miarinarivo

 

Civile, commerciale et immatriculation

 

Correctionnelle et simple police

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Mercredi

 

 

Jeudi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa.

Talata

 

 

 

Alarobia

 

 

Alakamisy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

8 ora

17. Siège de Mitsinjo 17. Foiben’i Mitsinjo

Réservé Miandry ny fisokafany

 

18. Siège de Moramanga 18. Foiben’i Moramanga

Réservé Miandry ny fisokafany

 

19. Siège de Morombe 19. Foiben’i Morombe

Civile, commerciale, immatriculation et sociale

 

Correctionnelle et simple police

Lundi

 

 

 

 

Mardi

8 heures

 

 

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina, ady momba ny asa

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Alatsinainy

 

 

 

 

Talata

8 ora

 

 

 

 

8 ora

20. Siège de Morondava 20. Foiben’i Morondava

 

Correctionnelle et simple police

 

Civile et commerciale

 

Sociale

Lundi

 

 

Mardi

 

 

Jeudi

8 heures

 

 

8 heures

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady madio, ady momba ny varotra

Ady momba ny asa.

Alatsinainy

 

 

Talata

 

 

Alakamisy

 

8 ora

 

 

8 ora

 

 

8 ora

 

21. Siège de Nosy-Bé 21. Foiben’i Nosy-Bé

 

Correctionnelle et simple police

 

Civile, commerciale, immatriculation

 

 

Sociale

Lundi

 

 

Mardi

 

 

 

Jeudi

8 heures

 

 

8 heures

 

 

 

 

8 heures

Ady heloka tsotra sy heloka madinika.

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina.

Ady momba ny asa.

Alatsinainy

 

 

Talata

 

 

 

 

Alakamisy

 

8 ora

 

 

8 ora

 

 

 

 

8 ora

 

22. Siège de Port- Bergé 22. Foiben’i Port-Bergé

 

Civile, commerciale, immatriculation

 

Correctionnelle et simple police

 

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Vendredi

 

 

 

Samedi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa

Talata

 

 

 

Zoma

 

 

 

Asabotsy

 

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

 

8 ora

 

23. Siège de Vatomandry 23. Foiben’i Vatomandry

 

Civile, commerciale, immatriculation

 

Correctionnelle et simple police

 

 

Sociale

Mardi

 

 

 

Vendredi

 

 

 

Samedi

8 heures

 

 

 

8 heures

 

 

 

8 heures

Ady madio, ady momba ny varotra, ady baorina

Ady heloka tsotra sy heloka madinika

Ady momba ny asa

Talata

 

 

 

Zoma

 

 

 

Asabotsy

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 

 

8 ora

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement