//-->

Arretes 74

ARRETE N°15333/2001 du

ARRETE N°15333/2001 du

portant modification de l'article 36 de l'arrêté n°787 du 17 avril 1961 fixant les règles de fonctionnement des entrepôts de douanes et les textes subséquents qui l'ont modifié

 

Chapitre II

 

Entrepôt fictif spécial

 

 

" Art. 36. -Pour tenir compte des pertes résultant soit des manipulations, soit de l'évaporation, il est alloué aux bénéficiaires du régime d'entrepôt fictif spécial, en franchise des droits et taxes.

1.      Un déchet de manipulation fixé à 1 p.100 pour les essences de pétrole et 0,50 p.100 pour les pétroles (jet fuel, kérozène, pétroles lampants), fuel-oil et gaz oil.

 

2. Un déchet d'évaporation forfaitaire fixé à 0,2 p.100 pour 1es essences. Aucun déchet d'évaporation n'est alloué pour les autres produits.

Les déchets de manipulation et d'évaporation sont liquidés en une seule fois sur la déclaration de sortie d'entrepôt.

Le déchet de manipulation est calculé sur la quantité déclarée, et le déchet d'évaporation sur la même quantité, déduction faite déchet de manipulation.

Dans le calcul des déchets, les fractions du litre doivent être négligées,

 

TOKO II

Sarisarinà trano fanobian' entana manokana

And. 36. Mba hitsinjovana ny fatiantoka ateraky ny fikirakirana na ny fanjariana ho entona dia omena fampidirana tsy andoavana sara sy haba ireo mahazo tombontsoa amin'ny sata sarisarinà trano fanobian'entana manokana :

1. Fihenam-patra avy amin' ny fikirakirana izay ferana ho 1 isan-jato ho an' ny lasantsy, ary 0,50 isan-jato ho an 'solika (jet fuel, kérozène, solika fandrehitra) fuel-oil.sy gaz oil .

2. Fihenam-patra voafetra mialoha avy amin' ny fanjariana hoa entona izay ferana ho 0,2 isan-jato ho an' ny lasantsy. Ny vokatra hafa dia tsy omena fihenam-patra avy amin' ny fanjal entona.

Ireo fihenam-patra avy amin' ny fïkirakirana sy avy amin'ny fanjariana ho entona dia kajiana indray mandeha ihany araka ny fanambarana famoahana avy amin' ny trano fanobian' entana.

Ny fihenam-patra avy amin' ny fikirakirana dia kajiana avy amin' ny habetsahana nanaovana fanambarana, ary ny fihenam- patra avy amin' ny fanjariana ho entona dia avy amin'io habetsahana io ihany, rahefa nanesorana ny fihenam-patra tamin'ny fikirakirana.

Amin' ny fikajiana ny fihenam-patra dia tsy omen-danja ny ampahana litatra...

 

 

=> Veux-tu aussi créer une site gratuit ? Alors clique ici ! <=