//-->

Arretes 87

ARRETE INTERMINISTERIEL N° 8246 / 2000 ETABLISSANT LES REDEVANCES DE FLUX MARITIMES

ARRETE INTERMINISTERIEL N° 8246 / 2000 DU 4 AOUT 2000

établissant les redevances de flux maritimes

( J.O. n° 2658 du 4.9.2000 p. 2881 )

modifié par l’arrêté interministériel n° 5045/2001 du 24 avril 2001

( J.O. n° 2708 du 14.5.2001 p. 1437 )

 

Article premier (Arr. 5045/2001 du 24.04.2001) - Les redevances de flux maritimes, destinées à contribuer au programme de développement des ports malgaches, à la remise à niveau du secteur maritime en conformité aux Conventions internationales sur la surveillance et la sécurité maritime, la formation des gens de mer, la protection de l’environnement marin, MARPOL 73 et à l’assistance météorologique aux activités maritimes, sont perçues sur les chargements des marchandises importées par voie maritime à Madagascar.

 

 

 

 

Art. 2 (Arr. 5045/2001 du 24.04.2001) - Les taux de redevances de flux maritimes sont fixés comme suit, à l’import :

a. Flux maritimes long-cours :

 

- Véhicule de tourisme…. 200 USD à l’unité ;

- Conteneur 20’…………..125 USD à l’unité ;

- Conteneur 40’……… 250 USD à l’unité ;

- Toute autre marchandise… 05 USD à l’unité payante ( Tonne métrique ou m3 )

 

b. Flux maritimes inter-îles :

 

Les taux inter-îles, fixés ci-après, sont applicables uniquement sur les marchandises dont les pays de ports d’origine et de production sont : Comores-Maurice-Réunion-Seychelles. Les marchandises en transbordement dans les zones ci-dessus sont exclues des taux inter-îles, lesquelles restent soumises aux taux long-cours :

 

- Véhicule de tourisme……200 USD à l’unité ;

- Conteneur 20’……………..50 USD à l’unité ;

- Conteneur 40’……………100 USD à l’unité ;

- Tout autre marchandise…05 USD à l’unité payante (Tonne métrique ou m3).

 

Art. 3 - Sont exemptées de la redevance les hydrocarbures et les cargaisons de bien médicaux et de denrées alimentaires faisant l’objet de dons de la part de pays ou organismes donateurs.

 

Art. 4 (Arr. 5045/2001 du 24.04.2001) - Le décompte, la facturation et la liquidation des redevances prévues à l’article 2 ci-dessus sont effectués par les soins d’un Agent général, nommé par le Ministre des Transports et de la Météorologie.

Andininy voalohany (idem) - Ny saram-pitateran’entana an-dranomasina, natokana ho fandraisan’anjara amin’ny fandaharanasa fampandrosoana ny Seranana Malagasy, ny famerenana ny sampam-pifamoivoizana an-dranomasina hifanaraka amin’ny Fifanarahana iraisam-pirenena momba ny fanaraha-maso sy ny fitandroana ny fifamoivoizana an-dranomasina, ny fanofanana ny tantsambo, ny fiarovana ny tontolo iainana an-dranomasina, MARPOL 73 sy ny fanampiana ara-pamantarana ny toetr’andro amin’ny sehatr’asam-pifamoivoizana an-dranomasina, dia azo avy amin’ny famatraran’entana nafarana avy any ivelany amin’ny lalam-pifamoivoizana an-dranomasina eto Madagasikara.

 

And. 2 (Idem) - Ny tatao ny saram-pitateran’entana an-dranomasina dia ferana toy izao manaraka izao amin’ny fanafarana :

a. Sandam-pitaterana an-dranomasina amin’ny làlan-davitra :

- Fiara “ tourisme ”.……200 $ US isanisany;

- Kaontenera “ 20 ”…….125 $ US isanisany;

- Kaontenera “ 40 ”…….250 $ US isanisany;

- Entana hafa………… 05 $ US isanisany

Ireo dia haloa (isan-taonina na fetrany m 3 ).

 

b. Sandam-pitaterana an-dranomasina iraisan’ny Nosy :

Amin’ny entana izay avy amin’ireto Firenena mpamokatra ireto ihany no hampiharana ireo tatao iraisan’ny Nosy manaraka ireto : Comores-Maurice-Réunion-Seychelles. Ny entana nafindra tamin’ny sambo iray mankany amin’ny sambo hafa amin’ireo faritra voalaza etsy ambony ireo, dia tsy tafiditra amin’ny tatao iraisan’ny Nosy, ny tatao amin’ny làlan-davitra no hampiharina aminy :

- Fiara “ tourisme ”……200 $ US isanisany ;

- Kaontenera “ 20 ”……. 50 $ US isanisany ;

- Kaontenera “ 40 ”……100 $ US isanisany ;

- Entana hafa………… ..05 $ US isanisany. Ireo dia haloa (isan-taonina na fetrany m3).

 

And. 3 - Afahana amin’ny vola fandoa ny akoranafo sy ny entana momba ny fitsaboana sy ny zava-pihinana natao ho fanomezana avy amin’ny firenena na antokon-draharaha mpanome.

And. 4 (idem) - Ny filazana ny totalim-bola sy ny fanaovana ny filazam-pandoavana ary ny famerana ny vola fandoa voalaza ao amin’ny andalana faha-2 etsy ambony dia sahanin’ny agent général tendren’ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetr’andro.

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement