//-->

Autres types de texte 169

Décision n° 2/99 du 17 novembre 1999

Décision n°2/99-CSBF

du 17 Novembre 1999

portant agrément de la Bank of Africa-Madagascar

(J.O n°2623 du 31.01.2000, p.487 )

 

Article premier - La société "Bank of Africa-Madagascar", société en cours de formation, dont le siège social sera à Antananarivo, est agréée en qualité de banque territoriale au sens de l'article 17 de la loi n° 95-030 du 22 février 1996 relative à l'activité et au contrôle des établissements de crédit.

 

 

A ce titre, elle est autorisé à effectuer à titre habituel toutes les opérations de banque telles que définies par la loi susvisée.

 

 

Art. 2 - Le présent agrément est délivré sous les conditions suspensives suivantes:

 

*      constitution effective de la société;

*      libération en devises du capital social à Madagascar;

 

*      renforcement des fonds propres disponibles, en particulier par l'éligibilité des prêts subordonnés aux conditions de la réglementation en vigueur, tenant compte de la nécessité d'une marge suffisante pour le développement de l'établissement.

*      production des états financiers prévisionnels révisés sur la base des conditions définitives stipulées dans le Protocole d'accord du 02 avril 1999.

La société "Bank of Africa Madagascar" est tenue de remplir, à la date de cession, les conditions auxquelles l'agrément est subordonné.

 

 

 

Art. 3 - La présente décision prendra effet à compter de la date de la lettre de la CSBF à la société "Bank of Africa Madagascar" donnant acte de la réalisation des conditions prévues à l'article 2 ci-dessus.

 

Fanapahana laharana faha-2/99- CSBF

ny 17 novambra 1999

ankatoavana ny Bank of Africa Madagascar

(idem)

 

 

Andininy voalohany - Ny sosaiety "Bank Of Africa Madagascar ", sosaiety an-dalam-piforonana izay hanana ny foiben-toerany ao Antananarivo, dia ankatoavina ho banky eto an-toerana, araka ny fehin-kevitra entin'ny andininy faha-17 amin'ny lalàna laharana faha-95-030 tamin'ny 22 febroary 1996 mikasika ny asa aman-draharaha sy ny fanaraha-maso ny orinasa mpampisambo-bola.

Araka izany izy dia omen-dalana hanao andavanandro ny asa aman-draharaha rehetra araka izay voasoratry ny lalàna voatsiahy etsy ambony.

 

And. 2 -Omena izao fankatoavana izao raha toa mahafeno ny fepetra manaraka izao fa raha tsy izany izy dia aato :

*      -fitsanganan'ny sosaiety ara-dalana ;

*      -fandrotsahana ny renivolam-pikambanana amin'ny alalan'ny vola vahiny, eto Madagasikara ;

*      -fanatevenana ny hana enti-mihetsika afa-karatsaka, mifanindrify indrindra amin'ireo fitsipika manan-kery mikasika ny fampindramam-bola arahina fepetra manokana, ka hisy ambim-bava ampy hampandrosoana ny orinasa ;

 

*      -fanomezana ny fanitsiana ny vinavinan-taratasy mirakitra ny kaonty, mifototra amin'ny fepetra raikitra voasoritra ao amin'ny fifanekem-pifanarahana tamin'ny 2 aprily 1999.

Tsy maintsy mahafeno ireo fepetra izayiankinan'ny fankatoavana ireo ny sosaiety "Bank Of Africa Madagascar" amin'ny vaninandro hanatanterahana ny fifampivarotana.

 

And. 3 -Izao fanapahana izao dia hanan-kery manomboka amin'ny vaninandro voalazan'ny taratasy halefan'ny Vaomiera mpanara-maso ambony ny ban,ky sy ny orinasa mpampiasa vola amin'ny sosaiety "Bank Of Africa Madagascar "milaza aminy ny fahatanterahan'ny fepetra takian'ny andininy faha-2 etsy ambony.

 

=> Veux-tu aussi créer une site gratuit ? Alors clique ici ! <=