//-->

Décrets 296

DECRET N° 2000-830 DU 31 OCTOBRE 2000

DECRET N° 2000-830 DU 31 OCTOBRE 2000

fixant le siège et le ressort des cours criminelles

 

 

 

Article premier – Les cours criminelles prévues aux articles 404 et suivants du code de procédure pénale sont établies au siège des tribunaux de première instance.

 

 

Elles ont le même ressort que le tribunal.

 

Art. 2 – En tant que de besoin, une ou plusieurs sections pourront être constituées au sein d’une cour criminelle par ordonnance du Premier Président de la cour d’appel, sur proposition du Procureur général près la cour d’appel.

 

 

Art. 3 – Le décret n° 88-117 du 15 mars 1988 fixant le siège et le ressort des cours criminelles est abrogé.

 

 

Art. 4 – Le Garde des Sceaux, Ministre de la Justice est chargé de l’exécution du présent décret qui sera publié au Journal Officiel de la République .

DIDIM-PANJAKANA N°2000-830

TAMIN’NY 31 OKTOBRA 2000

mametra ny toerana hisy ny fitsarana heloka bevava sy ny faritra iadidiany

 

 

 

Andininy voalohanyAtsangana eo amin’ny toerana iasan’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ny fitsarana heloka bevava izay voatondron’ny andininy faha-404 sy ny manaraka ao amin’ny fehezan-dalàna momba ny paika ady heloka.

Mitovy amin’ny faritra iadidian’ny fitsarana ambaratonga voalohany ny faritra iadidian’izy ireo .

And.2Raha ilaina izany dia azon’ny filoha voalohany ao amin’ny fitsarana ambony atao ny mamoaka didy hanangana sampana iray na maromaro ao anatin’ny faritra iadidian’ny fitsarana heloka bevava iray, raha misy tolo-kevitra momba izany avy amin’ny tonia mpampanoa ao amin’ny fitsarana ambony .

 

And. 3Foanana ny didim-panjakana laharana faha 88-117 tamin’ny 15 marsa 1988 mametra ny toerana hisy ireo fitsarana heloka bevava sy ny faritra iadidiany .

 

And. 4 – Ny Mpitahiry ny Kasem-panjakana sady Minisitry ny Fitsarana no miandraikitra ny fanatanterahana ity didim-panjakana ity izay havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement