//-->

Décrets 328

Décret n° 98-947 du 14 octobre 1998

Décret n°98-947

du 14 octobre 1998

 

portant autorisation de participation de l'Etat au capital de la société anonyme dénommée BFV- Société Générale

(J.O n°2543 du 16.11.98 )

 

Article premier - Est autorisée la participation de l'Etat au capital de la société anonyme dénommée BFV- Société Générale.

 

 

Art. 2 - L'Etat participera à la constitution du capital de cette société à 100 p. 100 des actions. Après un mois à compter de la constitution définitive de la société, l'Etat cédera à la société générale 70 p. 100 de ses actions, ce qui ramène sa participation au capital social de la BFV- Société Générale à 30 p. 100.

 

 

 

 

Art. 3 - La société "BFV- Société Générale " est un établissement de crédit en qualité de "Banque".

 

Art. 4 - Le Ministre des Finances et de l'Economie désignera le représentant de l'Etat et son suppléant au sein de l'assemblée générale conformément aux dispositions de l'article 27 de la loi n°67-007 susvisée.

 

Didim-panjakana laharana faha-98-947

ny 14 oktobra 1998

 

anomezan-dalana ny fandraisan'ny Fanjakana anjara amin'ny famononana ny renivolan'ny sosaiety tsy anavahana anarana antsoina hoe " BFV- Société Générale" (idem)

 

Andininy voalohany - Ahazoan-dalana ny fandraisan'ny Fanjakana anjara amin'ny renivolan'ny sosaiety tsy anavahana anarana antsoina hoe " BFV- Société Générale"

 

And. 2 - Ny Fanjakana dia handray anjara amin'ny famononana ny renivolan'io sosaiety io hatramin'ny zato isan-jaton'ny petra-bola. Aorian'ny iray volana manomboka ny ahatafatsanganan'ny sosaiety dia ataon'ny Fanajakana ny famindran-tompo ho an'ny "Société Générale" ny 70 isan-jato amin'ny petra-bolany, ny fandraisany anjara amin'ny renivolam-pikambanan'ny " BFV- Société Générale" izany dia ho 30 isan-jato.

 

And. 3 - Ny sosaiety BFV- Société Générale dia antokon-draharaha mampiasa vola amin'ny maha-banky azy.

 

And. 4 - Ny Minisitry ny fitantanam-bola sy ny Toekarena no hanendry ny solontenan'ny Fanjakana sy ny mpanampy misolo toerana azy eo anivon'ny fivoriambe araka ny fepetra voalazan'ny andininy faha-27 amin'ny lalàna laharana faha-67-007 voatondro ery ambony.

 

 

 

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement