//-->

Décrets 330

Décret n° 98-836 du 14 octobre 1998

DECRET N° 98-836 du 14 octobre 1998

fixant les conditions d’émission de bons du Trésor spéciaux relatifs à l’assainissement des deux banques publiques dans le cadre du désengagement de l’Etat.

(J.O n°2543 du 16.11.98 p. 3293)

 

DIDIM-PANJAKANA LAHARANA FAHA-98-836 tamin’ny 14 oktobra 1998

anaovana ny fepetra famoahana bons du Trésor manokana mikasika ny fanatsarana ny fitantanana ny bankim-panjakana anankiroa ao anatin’ny fisintahan’ny Fanjakana(idem)

 

Article premier - Le Premier Ministre, Ministre des Finances et de l’Economie est autorisé, dans les conditions fixées par le présent décret, à émettre des bons du Trésor spéciaux relatifs à l’assainissement des deux banques publiques dans le cadre du désengagement de l’Etat.

 

Andininy voalohany - Ny Praiminisitra, Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Toekarena dia omen-dàlana, araka ny fepetra voalazan’ity didim-panjakana ity, hamoaka bons du Trésor manokana mikasika ny fanatsarana ny fitantanana ny bankim-panjakana anankiroa ao anatin’ny fisintahan’ny Fanjakana.

 

Art. 2 - Les bons du Trésor spéciaux visés à l’article précédent s’élèvent à un maximum de trois cent trente trois milliards de Francs malagasy ( 333 000 000 000 FMG ).

 

And. 2 - Ny bons du Trésor manokana voalazan’ny andininy etsy aloha dia mitetinà farafahabetsany telo arivo sy telo alina sy telo hetsy tapitrisa Iraimbilanja ( 333 000 000 000 Ia).

Art. 3 - Le montant de chaque bon spécial, son taux, sa maturité et son affectation spécifique seront déterminés par voie d’arrêté pris par le Ministre chargé des Finances et de l’Economie.

 

And. 3 - Ny vidin’ny bon du Trésor manokana tsirairay avy, ny zana-bola azo avy amin’izany, ny fe-potoana hamerenana azy ary ny hampiasana izany dia ho ferana amin’ny alàlan’ny didim-pitondrana ataon’ny Minisitra miandraikitra ny Fitantanam-bola sy ny Toekarena.

 

Art. 4 - Le Premier Ministre, Ministre des Finances et de l’Economie est chargé de l’exécution du présent décret qui sera publié au Journal officiel de la République.

And. 4 - Ny Praiminisitra, Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Toekarena no miandraikitra ny fanatanterahana ity didim-panjakana ity izay havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement