//-->

Décrets 331

II

II.17. DECRET N°98-799

du 23 septembre 1998

portant abrogation des décrets n° 84-126 du 24 avril 1984, n° 85-106 du 24 avril 1985, n° 85-107 du 24 avril 1985 et 85-339 du 16 octobre 1985 ayant autorisé l’OMNIS à effectuer respectivement des taux de prospection et de recherches géologiques des métaux rares et quartz, d’uranium pour une durée indéterminée (J.O. n°2544 du 23.11.98, p. 3345)

 

 

Article premier. – Sont et demeurent abrogés les décrets suivants et ayant autorisé l’OMNIS à effectuer pour une durée indéterminée des travaux de prospection et de recherche géologiques.

II.17. DIDIM-PANJAKANA N° 98-799

tamin’ny 23 septambra 1998

anafoanana ny didim-panja-kana laharana faha-84-126 tamin’ny 24 aprily 1984, laharana faha-85-106 tamin’ ny 24 aprily 1985, laharana faha-85-107 tamin’ny 24 aprily 1985 ary laharana faha-
85-339 tamin’ny 16 oktobra 1985 manome alalana ny OMNIS hanao asa fizahana taratra sy fikarohana ambanin’ny tany ireo metaly tsy fahita firy, « quartz » ary « uranium » mandritra ny fotoana tsy voafetra
(Idem)

 

Andininy voalohany. – Foanana ary dia foana ireto didim-panjakana manaraka ireto izay anomezana alàlana ny OMNIS
hanao asa fizahana taratra sy fika-rohana ambanin’ny tany mandritra ny fotoana voafetra.

 

Décret n°

Didim-panjakana

Date

Vaninandro

Substances

Akora

Dénomination des zones

Anaran’ny

faritra

Coordonnées

des sommets

Fangitry ny tendrony

X

Y

84-126

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

85-106

 

 

 

85-107

 

 

 

85-339

4-4-84

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

24-4-85

 

 

 

24-4-85

 

 

 

16-10-85

Métaux rares

et quartz

Metaly

tsy fahita firy sy quartz

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Métaux rares

Metaly tsy fahita firy

 

Uranium

 

 

 

Quartz

 

Andriamena

Berere

Tsaratanana

Ankazobe

Vohambohitra

Sahatany

Ampandramaika

Malakialina

Ikalamavony

Ramartina-Itremo

Antogil

Tsivory

Mboro-Alaotra

Ampasindava

 

 

Fort-Dauphin

Folakara

Makay

 

Mboro-Alaotra

Ampasindava

930-970

1040-1080

1030-1050

840-940

 

650-670

520-600

 

 

540-560

550-750

 

1040-1200

170-320

800-980

1320-1420

 

 

110-280

670-840

500-670

 

800-980

1320-1420

530-560

490-510

530-550

490-520

 

400-480

330-350

 

 

390-420

300-500

 

670-770

340-440

590-660

560-620

 

 

390-440

240-310

270-350

 

590-660

560-620

 

 

Art.2. – Le Ministre de l’Energie et des Mines et le Directeur général de l’OMNIS sont chargés chacun en ce qui le
concerne de l’exécution du présent décret qui sera publié au Journal officiel de la République.

 

And. 2.Ny Minisitry ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Tale jeneralin’ny OMNIS no miandraikitra araka ny tandrify azy avy ny fanatanterahana izao didim-panjakana izao izay havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement