Décrets 337
Décret n° 98-610 du 13 août 1998
réglementant les modalités de la mise en œuvre de la
Sécurisation Foncière Relative,
application de la loi n°
90-012 du 6 juin 1997 modifiant et complétant la loi n° 90-033 du 21 octobre
1990 portant Charte de l'Environnement
TITRE PREMIER DEFINITION - OBJET CHAPITRE
PREMIER Définition et champ d'application de la sécurisation
foncière relative Article premier - En application de la loi n° 96-025 du septembre 1996 relative
à la gestion locale des ressources naturelles renouvelable, la Sécurisation
foncière Relative, dénommée SFR par la suite, est définie comme une procédure
consistant en la délimitation d'ensemble du terroir d'une communauté locale
de base bénéficiaire de la naturelles renouvelables ainsi qu’au constat des
occupations comprises dans le terroir. Art. 2 -
Elle constate uniquement le droit de jouissance des occupants et peut
constituer une étape vers l'immatriculation foncière. CHAPITRE
2 Opérations
préliminaires à la Sécurisation Foncière Relative Art. 3 -
Après agrément administratif de la demande de transfert de gestion par la
commune, l'opération Sécurisation foncière Relative est ouverte par décision
du Ministre dont relève services fonciers ou son représentant: Art. 4 -
Les limites du périmètre soumis à la SPR sont celles arrêtées dans le cadre
du processus de transfert de gestion des ressources naturelles renouvelables
au profit de la ou de(s) communauté(s) locale(s) de base. TITRE II METHODOLOGIE CHAPITRE
3 Sensibilisation, enquête, délimitation et abornement Art. 5 - La SFR est précédée d'une campagne d'information
menée auprès de la ou des collectivités concernées. Art. 6 - Les
limites du périmètre font l'objet d'un abornement un levé topographique
régulier rattaché au réseau géodésique tant. Art. 7 -
Les délimitations et enquêtes parcellaires effectuées publiquement par un
géomètre assermenté sont réputées contradictions. Un état parcellaire faisant ressortir : - les références de la
parcelle ; - le ou les occupants ; - la consistance de
l'immeuble et éventuellement la superficie approximative ; - les litiges éventuels sera dressé. Un plan parcellaire expédié ou un agrandissement photographique sera annexé au dit état. CHAPITRE
4 Documents
de la Sécurisation Foncière Relative Conservation
- Droit de jouissance Art. 8 -
Les parcelles de grande superficie ne faisant pas l'objet d'une occupation pourront
être constituées en réserves foncières au profit de la communauté et dont les
conditions de gestion seront fixées par un cahier des charges. Art. 9 -
Les documents de la Sécurisation Foncière Relative documents 5FR sont
constitués par : a. Le plan de la ressource naturelle renouvelable
objet du transfert de gestion ; b. Le plan du périmètre de la zone soumise à la SFR
ainsi le procès-verbal dressé lors de sa délimitation ; c. L’état
parcellaire dénommé état SFR et le plan parcellaire dénommé plan 5FR. Ces documents sont établis en deux exemplaires. Art. 10 -
Après vérification technique par la Direction des Services topographiques,
les minutes des documents SFR sont annexées au contrat de transfert de
gestion des ressources naturelles renouvelables et déposées à la Commune du
ressort, et le double conservé par le Bureau de la Conservation des Documents
topographiques Fonciers de céans (CDTF). Art. 11 -
Toute modification des limites des parcelles, autres celles des ressources
naturelles renouvelables, dûment trouvée par la communauté doit faire l'objet
d'une mise à jour documents 5FR par un géomètre assermenté. Les modalités de
cette mise à jour feront l'objet d'un arrêté du Ministre chargé des Services
fonciers. Toutes formalités relatives à la cession de droit de
jouissance parcelles soumises au régime 5FR doivent être enregistrées auprès
de la Commune concernée qui en informera le Bureau de la conservation des
Documents Topographiques Fonciers du ressort. Art. 12 -
Toute nouvelle occupation ou extension doit être autorisée par la Commune de
rattachement. CHAPITRE
5 Arbitrage
et recours Art. 13 -
Les litiges entre les occupants sont arbitrés par le Maire de la Commune de
la situation de l'immeuble. L'arbitrage ne doit cependant être réalisé sans que
toute action de conciliation n'ait été préalablement entreprise. Art.14 -
Toute voie de recours est ouverte aux entités concernées sur la délimitation
parcellaire auprès des autorités administratives compétentes. Aucun recours ne devra cependant être entrepris avant l'arbitrage du
Maire de la Commune où se trouve la parcelle litigieuse. CHAPITRE 6 Immatriculation et fin du régime Sécurisation
Foncière Relative Art.15 -
La SFR prend fin par l'immatriculation collective des parcelles du périmètre
sur demande de la communauté. Toutefois, chaque
occupant peut à tout moment demander l'immatriculation de ses parcelles
lesquelles seront immédiatement soustraites du régime SFR. CHAPITRE 7 Dispositions particulières
Art.16 -
Toute parcelle comprise dans le périmètre et ayant déjà fait l'objet d'un
dépôt de demande d'acquisition n'est pas soumise au régime SFR. En cas de rejet de la demande, le terrain concerné
est soumis d'office au régime SFR et jusqu'au dépôt des documents SFR auprès
de la Commune. En tout état de cause, les documents SFR devront être mis à
jour de toute modification de la situation originelle. Art.17 -
Les propriétés déjà immatriculées au nom de particulier et celles déjà
affectées et comprises dans un périmètre de SFR ne sont pas soumises au
régime SFR. Art. 18 -
Les portions du domaine public comprises dans le périmètre objet de la SFR
restent soumises aux textes les régissant. Art.
19 - Le Vice-Premier
Ministre chargé du Budget et du Développement des Provinces autonomes le
Ministre de l'Aménagement du Territoire et de la Ville, le Ministre de la
Pêche et des Ressources Halieutiques, le Ministre de l'Environnement, le
Ministre des Eaux et Forêts, le Ministre de l'Elevage et le Ministre de
l'Intérieur sont chargé chacun en ce qui le concerne, de l'exécution du
présent décret qui sera publié au Journal officiel de la République. |
LOHATENY
VOALOHANY FAMARITANA_ANTONY TOKO VOALOHANY Famaritana sy sehatra ampiharana ny fampisian-toky
amin' ny ampahany Andininy voalohany - Ho fampiharana ny lalàna laharana
faha 96-025 tamin'ny 30 septambra 1996 mikasika ny fitantanana eny an-toerana ny loharanon-karena voajanahary azo havaozina, ny fampisian-toky amin'ampahany amin'ny fananan-tany, atao hoe SFR amin'ny manaraka, dia soritan'ny paika arahina amin'ny famaritana ny fitambaran'ny sombin-tany isitrahan'ny tsitairay eo amin'ny faritry
ny vohitra onenan'ny vondron'olona ifotony nahazo ny fitantanana ny loharanon-karena voajanahary azo havaozina ary koa ny fizahana
fototra ny fipetrahana ao arnin'ny sombin-tany. And. 2 - Ny SFR dia mamantatra fotsiny ihany ny zo fisitrahana
ananan'ireo izay mipetraka amin'ny tany ary mety
ho dingana mankany amin'ny firaiketana amin'ny bokim-pananan-tany. TOKO FAHAROA Fepetra raisina mialoha ny fampisian-toky amin'ampahany amin'ny fananan-tany And. 3 - Ao aorian'ny fankatoavana ara-panjakana ataon'ny Kaominina ny fangatahana famindram-pitantanana, ny asa mikasika ny fampisian-toky amin'ampahany amin'ny fananan-tany dia sokafana amin'ny alàlan'ny fanapahana raisin'ny Minisitra iankinan'ireo Sampan-draharahan'ny
fananan-tany na ny solontenany. And. 4 - Ny faritry ny
toerana iharan'ny SFR dia izay tapaka
tao anatin'ny fombafomba natao ho famindrana ho amin'ny na (ireo) vondron'olona
eny an-toerana aty ifotony ny
fitantanana ireo loharanon-karena voajanahary azo havaozina. LOHATENY FAHAROA FOMBA FIASA TOKO-FAHATELO Fanentanana, fanadihadiana, faniaritana ary fanatsatoham-bato And. 5 - Ny SFR dia hialohavana fanentanana fampahalalam-baovao natao eo anivon'ny na ireo vondrom-bahoaka
voakasik'izany. And. 6 - Ny faritry ny
toerana misy ny tany dia
anaovana tsato-bato sy sarin-tany ara-dalàna izay miraikitra amin'ny tambajotra ara-taosarin-tany efa misy. And. 7 - Ny famaritana sy ny fanadihadiana mikasika ny sombin-tany
izay tanterahin'ny mpandrefitany vita fianianana ampahibemaso dia heverina ho mifanohitra. Hatao ny firaiketana an-tsoratra momba ny sombin-tany izay mamoaka : - ny fanondroana ny sombin-tany ; - ny na ireo mipetraka ao ; - ny zava-misy eo amin' ny tany
ary ny mety ho velarany ara-keviny ; - ny fifanolanana mety hisy. Hisy sarintany tsotsotra momba ny sombintany
na sary an’habakabaka noalehibiazina atovana ny firaiketana
an-tsoratra ny sombin-tany. TOKO PAHEFATRA Taratasy firaketana mikasika ny fampisian-toky amin' ampahany amin'ny fananan-tanyFikajiana ny Zo fizakana
ny tany And. 8 - Ireo sombin-tany be velarana tsy misy mipetraka
dia azo atao ho tahirim-pananan-tany voatokana ho an' ny fokonolona ka ny fomba fitantanana azy dia ho ferana
ao anatin 'ny bokin'andraikitra. And. 9 - Ny taratasy firaketana ny fampisian-toky amin'ny ampahany amin'ny fananan-tany (taratasy firaketana SFR) dia ahitana : a. Ny sarin-tanin'ny loharanon-karena voajanahary azo havaozina voakasiky ny famindram-pitantanana ; b. Ny sarin-tanin'ny faritra voakasiky ny SFR ary l:oa ny
fitanana an-tsoratra izay natatamin'ny fotoana nanaovana ny famaritana azy ; d. Ny fitanana an-tsoratra ny sombin-tany izay nailtsoina koa hoe raiki-tsoratra SFR sy ny sarin-tany
miaraka aminy antsoina hoe sarin-tany SFR. Atao sosony roa mitovy
ireo taratasy firaketana ireo. And. 10 - Aorian'ny fanamarinana ara-teknika nataon'ny Foibem-pitondran'ny Sampan-draharahan'ny
fandrefesan-tany, ny matoan-tsoratry ny taratasy firaketana SFR dia ampiarahina amin' ny fifanekena
famindram-pitantanana ireo
loharanon-karena voajanahary
azo havaozina ary apetraka ao amin'ny Kaominina
misy ilay faritra ary ny
kopia kosa dia tahirizina ao amin'ny Biraon'ny
fitehirizana ny taratasy firaketana ny sarin-tany (BCDTF). And. 11 - Ny fiovana rehetra
nankatoavin'ny mpiara-monina
ara-dalàna eo amin'ny faritry ny sombin-tany, ankoatry ny faritry
ny loharanon-karena voajanahary havaozina, dia tsy maintsy
ataon'ny mpandrefitany
vita fianianana maty paika ao amin'ny
taratasy firaketana SFR.
Ny fombafomba fanaovana io maty paika andro
io dia ho faritan'ny didim-pitondrana raisin'ny Minisitra misahana ny Sampan-draharanan'ny fananan-tany. Ny fombafomba rehetra mikasika ny famindran-jo
hisitraka ny sombin-tany iharan'ny SFR dia tsy maintsy
raiketina ao amin'ny bokin'ny Kaominina misy ny tany izay
hampahafantatra izany ny BCDTF misy azy. And. 12 - Ny fisitrahana vaovao na fanitarana
dia tsy maintsy nahazoana alalana avy amin'ny
Kaominina iankinan'ny faritra. TOKO FAHADIMY Fanelanelanana sy fampakaran-draharaha And. 13 - Ny fifanolanana misy eo amin'ny
mpisitraka dia hanaovan'ny Ben'ny tanànan'ny Kaominina misy ilay tany
fanelanelanana. Ny fanelanelanana dia tsy azo tanterahina raha tsy efa
nisy ezaka fampihavanana mialoha natao. And. 14 - Ny fampakaran-draharaha rehetra dia misokatra
ho an'ireo vondrona voakasiky ny famaritana ny sombin-tany eo anatrehan'ny fahefam-pitondrana
miandraikitra izany. Tsy misy fampakarala-draharaha azo atao enefa
alohan'ny fanelanelanana notanterahin'ny Ben'ny tanànan'ny Kaominina misy ilay sombin-tany
iadiana. TOKO FAHENINA Firaiketana amin' ny boky
fananan-tany sy fifaranan'ity sata mifehy ny fampisian-toky amin'ampahany amin' ny fananan-tany And. 15 - Ny SFR dia mifarana amin'ny firaiketana faobe amin'ny boky fananan-tany ireo sombin-tany ao anatin'ny faritra araka ny fangatahan'ny mpiara-monina. Na izany aza anefa dia
azon'ny mpisitraka tsirairay atao, amin'ny fotoana rehetra, no mangataka ny fandraiketana amin'ny boky fananan-tany ny sombin-taniny, ka izany sombin-tany izany dia miala avy
hatrany amin'ny sata mifehy ny
SFR. TOKO FAHAFITO Fepetra manokana And. 16 - Ny
sombin-tany rehetra tafiditra ao anatin'ny faritra ka efa nametrahana fangatahana hahazo tany dia tsy
fehezin'ny satan'ny SFR.
Raha novaliana ny fangatahana dia fehezin'ny Satan' ny SFR avy hatrany ilay tany. Tsy misy
mihitsy fangatahana tany ao anatin'ny
faritra azo raisina aorian'ny fisokafan'ny asa SFR ary mandram-pametraka ny taratasy firaketana
SFR ao amin'ny Kaominina. Amin'izany rehetra izany, ny taratasy firaketana
SFR dia tsy maintsy atao maty paik'andro araka izay fiovana
mitranga tamin'ny
toe-java-misy tany am-piandohana. And. 17 - Ny tany efa voarakitra
amin'ny anaran'olon-tsotra
ao anatin'ny boky fananan-tany na ireo izay
voatokana ka tafiditra ao anatin'ny faritra SFR dia tsy fehezin'ny Satan'ny SFR. And. 18 - Ireo ampahan'ny menabem-panjakana tafiditra ao anatin'ny faritry ny SFR dia ho fehezin'ireo rijan-teny mifehy azy. And. 19 - Ny
Praiminisitra Lefitra miandraikitra ny Tetibola sy ny
Fampandrosoana ny Faritany mizaka tena, ny Minisitry
ny Fanajariana ny Tany sy
ny Tanàn-dehibe, ny Minisitry ny Fanjonoana sy ny Haren'ny
ati-rano, ny Minisitry ny Tontolo iainana, ny Minisitry ny Rano sy
Ala, ny Minisitry ny Fiompiana, ary ny Minisitry
ny Atitany dia miandraikitra araka izay tandrify
azy avy, ny fanatanterahana ity didim-panjakana ity izay havoaka
amin'ny Gazetim-panjakan'ny
Repoblika. |