//-->

Décrets 389

VII



DECRET N° 95-081

du 24 janvier 1995

 

portant abrogation des dispositions du décret n° 94-204 du 22 mars 1994 relatif à la réglementation des comptes en devises

(J.O. n° 2292, du 20/03/95, p.759)

 

Article premier- Les dispositions du décret N° 94-204 du 22 mars 1994, portant réglementation des comptes en devises sont abrogées.

 

Art. 2 - Le Ministre chargé des Finances et du Budget est chargé de l'application du présent décret qui sera publié au Journal Officiel de la République.

 

 

 

DIDIM-PANJAKANA N°95-081

tamin’ny 24 janoary 1995

 

anafoanana ny fepetra voalazan’ny didim-panjakana n° 94-204 tamin’ny 22 martsa 1994 manisy fitsipika momba ny fitanana kaonty amin’ny vola vahiny (Idem, p. 744)

 

Andininy voalohany - Foanana ny fepetra voalazan’ny didim-panjakana laharana faha
94-204 tamin’ny 22 martsa 1994 manisy fitsipika momba ny fitanana kaonty amin’ny vola vahiny.

 

And. 2 - Ny Minisitra miand-raikitra ny Fitantanam-bola sy ny Teti-bola no miadidy ny fampiharana izao didim-panjakana izao izay havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ ny Repoblika.

 

=> Veux-tu aussi créer une site gratuit ? Alors clique ici ! <=