//-->

Décrets 427

DECRET N° 73-299 DU 19 OCTOBRE 1973

DECRET N° 73-299

DU 19 OCTOBRE 1973

portant fixation du montant de l’indemnité forfaitaire attribuée aux assesseurs près le tribunal de commerce et les tribunaux de travail (JO n° 950 du 10.11.73 p.3718)

 

Article premier - L’indemnité forfaitaire attribuée sur leur demande aux assesseurs appelés à composer les tribunaux de commerce et du travail est fixée à 750 francs par audience.

 

Art. 2 - Les dépenses afférentes seront acquittées sur les frais de justice criminelle dans les mêmes formes que celles prévues par la législation les concernant.

 

 

Art. 3 - L’article 49 du décret n°62-314 du 26 juin 1962 susvisé est abrogé.

DIDIM-PANJAKANA N° 73-299

TAMIN’NY 19 OKTOBRA 1973

mametra ny vola raikitra fanome ny mpitsara mpanampy any amin’ny tribonaly momba ny varotra sy ny tribonaly momba ny asa

(idem)

 

Andininy voalohany - Ferana ho 150 ariary isaky ny fotoam-pitsarana ny vola fanonerana raikitra omena ny mpitsarampanampy voatendry ho amin ‘ny tribonaly momba ny varotra sy ny tribonaly momba ny asa, raha mangataka izany izy.

And. 2 - Ny saram-pitsarana amin’ny ady heloka bevava no andoavana ny vola lany amin’izany ary araka ny fombafomba voalazan’ny lalàna mifehy ny saram-pitsarana amin’izany ady heloka izany ihany no anefana azy.

 

And 3 - Foana ny andininy faha-49 amin’ny didim-panjakana laharana faha-62-314 tamin’ny 26 jona 1962 lazaina etsy ambony.

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement