//-->

Lois 151

Ratification de l'Accord de Cotonu

Loi n° 2001-019 du 11 septembre 2001

autorisant la ratification du nouvel Accord de partenariat ACP-CE

(J.O. n° 2734 E.S. du 17.09.2001,p. 2357)

Lalàna n° 2001-019 tamin’ny 11 septambra 2001

anomezan-dalana ny fankatoavana ny Fifanarahana vaovao momba ny farimbonasa ACP-CE

(idem)

 

L’Assemblée nationale et le Sénat ont adopté en leurs séances du 26 juillet 2001 et du 27 juillet 2001,

 

Le Président de la République,

Vu la Constitution,

Vu la décision n° 14-HCC/DI du 5 septembre 2001 de la Haute Cour Constitutionnelle,

 

Promulgue la loi dont la teneur suit :

 

 

Ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona dia nandany tamin’ny fotoam-pivoriana nataony avy ny 26 jolay 2001 sy ny 27 jolay 2001,

Ny Filohan’ny Repoblika,

Araka ny Lalàmpanorenana,

Araka ny fanapahana laharana faha 14-HCC/D1 tamin’ny 5 septambra 2001 navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana,

No mamoaka hampanan-kery ny lalàna izay toy izao ny andinindininy :

 

Article premier - Est autorisée la ratification du nouvel Accord de partenariat ACP-CE.

 

Art. 2 - La présente loi sera publiée au Journal officiel de la République.

Elle sera exécutée comme loi de l’Etat.

 

Promulguée à Antananarivo, le 11 septembre 2001.

Didier RATSIRAKA.

Andininy voalohany - Omen-dalana ny fankatoavana ny Fifanarahana vaovao momba ny farimbonasa ACP-CE.

 

And. 2 - Havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika izao lalàna izao.

Hotanterahina izany fa lalà-panjakana.

 

Avoaka hanan-kery, Antananarivo, ny 11 septambra 2001.

Didier RATSIRAKA.

 

 

Décret n° 2001-916 du 18 octobre 2001

portant ratification du nouvel Accord de partenariat ACP-CE

(J.O. n° 2741 du 29.10.2001, p. 2845)

Didim-panjakana n° 2001-916

tamin’ny 18 oktobra 2001

ankatoavana ny fifanarahana vaovao momba ny farimbonasa ACP-CE (idem)

 

Le Président de la République de Madagascar,

Vu la Constitution,

Vu la loi n° 2001-019 du 11 septembre 2001 autorisant la ratification du nouvel Accord de partenariat ACP-CE,

Décrète :

 

 

Ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara,

Araka ny Lalàmpanorenana,

Araka ny lalàna laharana faha 2001-019 tamin’ny 11 septambra 2001 anomezan-dalana ny fankatoavana ny fifanarahana vaovao momba ny farimbonasa ACP-CE,

Dia mamoaka izao didy izao :

 

Article premier - Est autorisée la ratification du nouvel Accord de partenariat ACP-CE.

 

Art. 2 - Le présent décret sera publié au Journal officiel de la République.

 

Fait à Antananarivo, le 18 octobre 2001.

Didier RATSIRAKA.

 

Andininy voalohany - Ankatoavina ny fifanarahana vaovao momba ny farimbonasa ACP-CE.

 

And. 2 - Havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika izao didim-panjakana izao.

 

Natao tao Antananarivo, ny 18 oktobra 2001.

Didier RATSIRAKA.

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement