//-->

Lois 206

LOI N°96-015

LOI N°96-015

du 13 août 1996

portant abrogation de la loi n°89-026 du 29 décembre 1989 relative au Code des investissements et fixant les garanties générales des investissements à Madagascar (J.O. n°2381 du 29.8.96, p.1860)

 

Extrait

-----------------------------------------

 

Art. 4. – L’Etat assure le respect des droit de propriété individuelle ou collective.

Au cas où pour les motifs d’utilité publique, et en vertu d’une loi, des mesures d’expropriation ou de réquisition auront été prises, elles ouvriront droit à des indemnités évaluées sur la base du
capital investi et selon les méthodes généralement utilisées en
matière de révision comptable.

 

LALANA N° 96-015

tamin’ny 13 aogositra 1996

anafoanana ny lalàna laha-rana faha 89-026 tamin’ny 29 desambra 1989 mikasika ny Fehezam-dalàna momba ny fampiasam-bola hamokarana ary amerana ny antoka ankapobe momba ny fampiasam-bola eta Madagasikara (Idem)

 

Ampahany

-----------------------------------------

 

And. 4. – Ny Fanjakana no miantoka ny fanajana ny zo fitompoana isam-batan’olona na itambarambe.

Raha toa ka, noho ny antony ho fanasoavam-bahoaka, sy araka ny lalàna, misy fepetra fanesorana ny fizakana amin’ny tompony na fandraofana ho raisina, izany dia ahazoana tamby izay kajiana
araka ny renivola nampiasaina sy arakaraka ny fomba fiasa ankapobeny mikasika ny fanamboarana ny fitanan-kaonty.

 

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement