//-->

Lois 251

VII

 

VII.2. LOI N° 89-027

du 29 décembre 1989

relative au régime de Zone Franche Industrielle à Madagascar (J.O. n° 1973 du 2.1.90, p. 28 ) ; Errata (J.O. n°1978 du 5.2.90, p. 173), modifiée par la loi n° 91-020 du 12 août 1991 (J.O. du 13.8.91, p. 1243)

 

Extrait

----------------------------------------------

 

Art. 46. – Pour les promoteurs étrangers, les terrains destinés à l’aménagement des ZFI ou à l’installation d’entreprise franche sont donnés à bail pour une durée fixe d’accord parties allant de vingt (20) à cinquante (50) ans.

Cette durée est renouvelable.

 

Les conditions de renouvellement du bail sont précisées par le décret portant application de la présente loi.

 

 

 

Art. 47. – Avant toute cession ou mise en adjudication des baux et des constructions, l’emphytéote et/ou le superficiaire doit au préalable en informer le Bureau de coordination administrative dans un délai minimum de quatre vingt dix (90) jours.

En cas de cessation définitive d’activités sur les propriétés de l’Etat, celui-ci bénéficie d’un droit de préemption pour l’acquisition des constructions et autres réalisations effectuées dans la Z.F.I.

 

 

VII.2. LALANA N° 89-027

tamin’ny 29 desambra 1989

momba ny fitantanana ny FIAK eto Madasikara

(idem)

 

 

 

 

Ampahany

----------------------------------------------

 

And. 46. – Ho an’ny mpandra-haraha vahiny, ny tany natokana ho an’ny fanajarianasan’ny FIAK na fanorenana fanajarianasa afa-kaba dia omena amin’ny alalan’ny fifanaraham-panofana eken’ny an-daniny sy ny ankilany mandritra ny roapolo (20) ka hatramin’ny dimampolo (50) taona.

Io fepetra io dia azo avaozina.

Ny fepetra momba ny fana- vaozana ny fifanarahana dia voalaza ao amin’ny didim-panja-kana ampiharana ity lalàna ity.

 

And. 47. – Alohan’ny famoto-rana na ny fanolorana ny fifa-nekem-panofana sy ny fanore-nana, ny mpampanofa sy/na ny mpampiasa ny tany dia tsy maintsy mampandre mialoha ny birao mpandrindra ny fitantanana ao anatin’ny sivifolo (90) andro fara-fahakeliny.

Raha atsahatra tanteraka ny asa ao amin’ny fari-pananam-panjakana, dia mahazo tombon-dahiny ny Fanjakana amin’ny faha-zoana mividy ny fanorenana sy fananganana hafa naorina tao amin’ny FIAK.

 

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement