Lois 252
LOI N°88-021 du 24 novembre 1988 portant ratification de l’ordonnance n°88-015 du |
LALANA N°88-021 tamin’ny 24 novambra 1988 ankatoavana
ny hitsivolana laha-rana faha-088-015 tamin’ny
1 septambra 1988 momba ny politikam-panondranana entana any ivelany
(Idem) |
Article premier. – Est ratifiée après
amendement l’ordonnance n°88-015 du 1er septembre 1988 relative à
la politique d’exportation, publiée au Journal Officiel de la République du 5
septembre 1988, édition spéciale, page 1572. |
Andininy voalohany. – Ankatoavina,
rehefa nampidirana sos-kevitra, ny hitsivolana laharana
faha-88-015 tamin’ny 1 septembra
1988 momba ny politikam-panondranana entana any ivelany, izay nivoaka tamin’ny Gazteim-panjakan’ny Repoblika tamin’ny 5 septambra 1988, laharana manokana, pejy 1572. |
Art. 2. – La présente loi à laquelle
est annexé le texte remanié de l’ordonnance n°88-015 du 1er
septembre 1988 sera publié au Journal Officiel de la
République. |
And. 2. – Izao lalàna
izao ,
izay tovanana ny rijan-tenin’ny hitsivolana laharana
faha-88-015 tamin’ny 1 septambra
izay nasiam-panamboarana,
dia havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika. |
Elle sera
exécutée comme loi de l’Etat. |
Hotanterahina
izany fa lalàm-panjakana. |