//-->

Ordonnance 31

Ordonnance n° 83-027 du 21 décembre 1983

ORDONNANCE N°83-027

du 21 décembre 1983

 

habilitant la Banque Centrale de Madagascar à effectuer pour le refinancement de la dette extérieure, une opération de substitution-subrogation (J. O. n° 1609 du 31/12/83, p. 3265) ratifiée par la loi n° 84-009 du 12 juin 1984 (J.O. n° 1633 du 16/06/84)

 

Article premier - Pour mettre en œuvre l'accord de refinancement à intervenir entre la Banque Centrale et un certain nombre d’institutions et de banques commerciales étrangères en vue du réaménagement des créances desdites institutions et banques, la Banque Centrale est substituée aux débiteurs originaux vis-à-vis de ces créanciers pour le règlement de l'ensemble des dettes incluses dans ledit réaménagement, telles que celles-ci résultent, à la date de la présente ordonnance, des conventions ou obligations initiales.

 

 

La notification de cette décision de substitution à chaque débiteur ou garant original entraîne la subrogation de plein droit de la Banque Centrale dans tous les droits des créanciers étrangers tels qu'ils découlent des conventions ou obligations initiales.

 

 

Art. 2 - Toutefois, nonobstant la signature de l'accord de refinancement, les débiteurs et garants originaux demeurent responsables de leurs dettes vis-à-vis des créanciers étrangers, au titre des conventions ou obligations initiales, jusqu'à la date effective du refinancement prévue par l'accord susvisé et telle qu’elle aura été fixée après l'accomplissement des formalités suspensives stipulées contractuellement.

HITSIVOLANA N° 83-027

tamin’ny 21 desambra 1983

 

anomezan-dalana ny Banky Foiben’ny Madagasikara hanao asa fisoloana vaika ny fandoavan-jo amin’ny fanavaozana ny famatsiana ara-bola ny fanefana trosa ivelany (Idem)

 

Andininy voalohany - Mba hahazoana manatanteraka ny fifa-narahana fanavaozana famatsiam-bola izay hifanaovan'ny Banky Foibe sy ireo vondron-draharaha sy bankim-barotra vahiny sasantsa-sany ho enti-manamboatra ny la-haram-panefana ny vola nampitrosain’ireo vondron-draharaha sy banky ireo, dia ny Banky Foibe no misolo vaika ireo ananan-trosa voalohany eo imason’ny tompom-bola ireo amin’ny fanefana ny fitambaram-ben’ny trosa tafiditra ao anatin’izany fanavaozan-damina izany, araka ny fisehoan’izy ireny, amin’ny vaninandro entin’izao hitsivolana izao ao amin’ireo fifanarahana na andraikitra tany am-piandohana.

Ny fampahafantarana io fanapahan-kevitra io ny ananan-trosa na mpiantoka voalohany isanisany dia hanala avy hatrany ho an’ny Banky Foibe ny fandoavana izay rehetra zo ananan’ireo vahiny mpampitrosa vola araka ny ahitana azy ireny ao amin’ireo fifanarahana na fiantsorohan’andraikitra tany am-piandohana.

 

And. 2 - Na voasonia aza anefa ny fifanarahana fanavaozana famatsiam-bola, ny ananan-trosa sy ny mpiantoka dia mbola tompon’andraikitra ihany eo anatrehan’ny vahiny manam-bola aminy amin’ireo fifanarahana na fian-tsorohan’andraikitra tany am-pian-dohana mandra-pigadon’ny vani-nandro tena hanaovana ny fanavaozam-pamatsiam-bola voalazan’ ny fifanarahana voatondro etsy ambony sy araka izay hamerana azy aorian’ny fahavitan’ny fepetra fampitaovana nifaneken’ireo andaniny sy ankilany.

 

 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement