Ordonnance 36
Ordonnance n° 78-026
du 11 décembre 1978
autorisant l'adhésion de la République
Démocratique de Madagascar à l'accord sur le Fonds International pour le
Développement Agricole (FIDA) Le Président
de la République Démocratique de Madagascar, Vu la Constitution,
Vu
l'ordonnance n° 77-046 du 23 août 1977 relative au Conseil Suprême de la
Révolution, Vu le décret
n° 77-221 du 31 juillet 1977 portant nomination des membres du Conseil
Suprême de la Révolution, Vu le décret
n° 77-312 du 17 septembre 1977 portant nomination d'un membre du Conseil
Suprême de la Révolution, Vu la
décision n° 28-HCC/D du 11 décembre 1978 de la Haute Cour Constitutionnelle, En Conseil
Suprême de la Révolution, Ordonne : Article premier - Est autorisée
l'adhésion de la République Démocratique de Madagascar, à l'Accord sur le
Fonds International pour le Développement Agricole (FIDA). Art 2. -La présente ordonnance sera
publiée au Journal officiel de la
République. Elle sera
exécutée comme loi de l'Etat. Promulguée
à Antananarivo, le 11 décembre 1978. Didier RATSIRAKA. Par le
Président de la République Démocratique de Madagascar : Les membres du Conseil Suprême de la
Révolution : Lieutenant-Colonel Désiré RAKOTOARI.JAONA RAVOAJANAHARY
Charles ; RATSIFEHERA
Arsène ; Colonel MAMPlLA Jaona ; MORA Etienne
; ANDRIAMANJATO Richard Mahitsison ; RAZANABAHINY Marojama
; MARO Raymond
; RAKOTONIAINA
Justin ; RAMANANTSALAMA Jean-Baptiste ; ANDRIAMORASATA
Solo Norbert ; SAMBSON
Gilbert ; Lieutenant-Colonel FIAKARA Jean Ferlin ;
Commandant
RANDRIANTANANY Jean de Dieu ; Lieutenant-Colonel JAOTOMBO Ferdinand ; MANANDAFY
RAKOTONIRINA ; RAKOTONANAHARY
Désiré ; KOTO Robert ;
Commandant
MARSON Max ; REMANINDRY Jaona. |
Hitsivolana n° 78-026
tamin’ny 11 desambra
1978
anomezan-dalana ny Repoblika Demokratika Malagasy hiandany amin' ny fifanarahana momba ny Fonds
International pour le Développement Agricole (FIDA) Ny Filohan'ny Repoblika Demokratika Malagasy, Araka ny Lalàmpanorenana, Araka ny hitsivolana laharana faha 77-046 tamin'ny 23 aogositra 1977 mikasika ny Filankevitra Faratampon’ny Tolom-piavotana, Araka ny didim-panjakana laharana faha 77-221 tamin. ny 31 jolay 1977 anendrena ireo mambra ao amin"
ny Filankevitra Faratampon' ny Tolom-piavotana, Araka ny didim-panjakana laharana faha 77-312 tamin'ny 17 septambra 1977 anendrena mambra iray ao
amin' ny Filankevitra Faratampon'ny Tolom-piavotana, Araka ny fanapahana laharana
faha-28-HCC/D tamin'ny 11 desambra
1978 nataon' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana,
Eo am-pivorian'ny
Filankevitra Faratampon'ny
Tolom-piavotana, Dia mamoaka
izao hitsivolana izao : Andininy voalohany - Omen-dàlana ny Repoblika Demokratika Malagasy hiandany amin'ny Fifanarahana momba ny Fonds International pour le Développement Agricole (FIDA). Hotanterahina izany fa lalàm-panjakana. Avoaka hanan-kery,
Didier RATSIRAKA. Avy amin’ny
Filohan’ny Repoblika Demokratika Malagasy : Ny mambra ao amin’ny Filan-kevitra
Faratampon ‘ny Tolom-piavotana : Lieulenant-
Colonel Désiré RAKOTOARIJAONA RAVOAJANAHARY Charles ; RATSIFEHERA Arsène ; Colonel MAMPIIA Jaona; MORA Etienne ; ANDRIAMANJATO Richard Mahitsison
; RAZANABAHINY Marojama
; MARO Raymond ; RAKOTONIAINA Justin ; RAMANANTSALAMA Jean-Batiste ; ANDRIAMORASATA Solo Norbert ; SAMBSON Gilbert ; Lieutenant-Colonel FIAKARA Jean Ferlin
; Commandant RANDRIANTANANY Jean de Dieu Lieutenant-Colonel JAOTOMBO Ferdinand ; MANANDAFY RAKOTONIRINA ; RAKOTONANAHARY Desire ; KOTO Robert ; Commandant MARSON Max ; REMANINDRY Jaona. |