Ordonnance 50
ORDONNANCE N° 73-032 du 22 juin 1973 portant dévolution à la Banque
Centrale de la République Malgache de l’actif et du passif de l’Institut
d’émission malgache et des droits et obligations y afférents (J.O. n° 918 du 23/06/73, p. 1674) Article premier - L'actif et le passif de l'Institut d'émission malgache, tels qu'ils résultent des comptes arrêtés au 30 juin 1973, ainsi que les droits et obligations y afférents sont transférés à la Banque Centrale de la République Malgache. Art. 2 - Les opérations de transfert de biens visées à l'article premier ne donneront pas lieu à la perception de droits ou taxes. |
HITSIVOLANA N° 73-032 tamin’ny 22 jona 1973 mamindra amin’ny
Banky Foiben’ny Repoblika Malagasy ny vola mitoetra amin’ny Trano
famoaham-bola malagasy sy ny vola miala aminy mbamin’ny zo ananany sy ny
andraikitra momba izany (Idem) Andininy voalohany - Afindra amin’ny Banky Foiben’ny Repoblika Malagasy
ny vola mitoetra amin’ny Trano famoaham-bola malagasy sy ny vola miala aminy
araka izay vokatra ateraky ny kaonty miafara amin’ny 30 jona 1973, mbamin’ny
zo ananany sy ny andraikitra momba izany. And. 2 -
Tsy hakana sarany na haba ny fanaovana izany famin-dram-pananana tondroin’ny
andininy voalohany izany. |