//-->

Arretes 133

VII



VII.17. ARRETE N° 5621/96-SSOC

du 11 septembre 1996

 

portant abrogation de l'arrêté N° 4100 du 25 novembre 1972 relatif à la demande d'autorisation d'investissement direct

(J.O. n° 2416, du 24/02/97, p. 432)

VII.17. DIDIM-PITONDRANA N° 5621/96-SSOC

tamin’ny 11 septambta 1996

 

manafoana ny didim-piton-drana laharana faha 4100 tamin’ny 25 novambra 1972 mikasika ny fangatahana alalana momba ny fampia-sam-bola mivantana hamo-karana (Idem)

 

Article premier. – Conformément à l'article 2 de la loi n° 96.015 du Code des investissements et fixant les garanties générales des investissements à Madagascar, stipulant que toute personne physique ou morale, peut, dans le respect de la législation et de la réglementation en vigueur, investir librement sur le territoire national, sans conditions d'agrément ou d'autorisation d'investissement, les dispositions de l'arrêté n° 4100 du 25 Novembre 1972 sont abrogées.

 

Andininy voalohany. – Araka ny andininy faha-2 amin’ny lalàna laharana faha 96-015 mikasika ny Fehezan-dalàna momba ny fampiasam-bola hamokarana sy mametra ny antoka ankapobe amin’ny fampiasam-bola hamo-karana eto Madagasikara izay milaza fa ny olona rehetra, na olon-tsotra na fikambanana mizaka ny zo aman’andraikitra, dia afaka, raha voahajany ny lalàna sy ny didy amam-pitsipika manan-kery, mampiasa malalaka ny volany eto amin’ny tanim-pirenena, tsy ilàna fankatoavana na fanomezana alalana amin’ny fampiasam-bola hamokarana, dia foana ny fepetra voalaza ao amin’ny didim-piton-drana laharana faha 4100 tamin’ny 25 novambra 1972.

 

Art 2. – Les entreprises dont les demandes sont en instance au niveau de l'administration, tombent dès la publication du présent arrêté sous le régime de droit commun.

 

And. 2. – Ny orinasa izay manana fangatahana mbola eo am-pelatanan’ny Fitondran-draha-raham-panjakana dia zary voafehin’ny lalàna mifehy ny ankapobem-bahoaka, raha vao mivoaka ity didim-pitondrana ity.

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement