Autres types de texte 166
DECISION N°1-P/CR DU 15 JUIN 1975 portant
annulation des sanctions disciplinaires dans les Forces armées (J.O. n°1064 du 21.6.75, p.1708) Les sanctions disciplinaires ou statutaires
prononcées avant le 15 juin 1975 contre des militaires des Forces armées
ainsi que les faits susceptibles d’entraîner ces sanctions sont effacées. Il est interdit de faire apparaître les-dits faits ou sanctions effacés par la présente
décision dans tout document officiel concernant les intéressés. |
FANAPAHANA 1-P/CSR TAMIN'
NY 15 JONA 1975 mikosoka ireo
sazy napiharina tamin' ny miaramila
ao amin’ny Foloalindahy (Idem) Kosehana ireo sazy nampiharina
tamin' ny miaramila ao amin' ny Foloalindahy
talohan' ny 15 jona 1975, nohony antony mikasika ny fifehezana na ny satana-pitondrana, ary koa ny
anton-javatra mety biteraka lzany sazy izany. Rarana ny mampitranga ireny anton-javatra na sazy ireny izay
kosehina amin' ny alalan' izao
fanapahana izao, any anain' ny
taratasy otisialy rehetra mika-sika irco clona ireo. |