Lois 248
LOI N° 90-019 du 30 octobre 1990 Portant ratification de l’ordonnance n° 90-008 du 28 août 1990 portant amnistie Article premier - Est ratifiée l’ordonnance n°90-008 du 28 août 1990 portant amnistie, publiée au Journal officiel de la République du 1er octobre 1990, page 1786, édition spéciale. Art. 2 - La présente loi sera publiée au Journal officiel de la République. Elle sera exécutée comme loi de l’Etat. |
LALANA LAHARANA FAHA- 90-019 tamin’ny 30 oktobra 1990 Ankatoavana ny hitsivolana
laharana faha-90-008 tamin’ny 28 aogositra 1990 amotsoran-keloka Andininy voalohany - Ankatoavana ny hitsivolana laharana faha-90-008 tamin’ny 28 aogositra 1990 amotsoran-keloka, izay nivoaka tamin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika tamin’ny 1 oktobra 1990, pejy 1786, laharana manokana. And. 2 - Havoaka ami’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika izao lalàna izao. Hotanterahina izany fa lalàm-panjakana. |