//-->

Ordonnance 39

Ordonnance n° 77-016 du 29 avril 1977

ORDONNANCE N° 77-016

du 29 avril 1977

 

donnant effet sur le territoire de la République Démocratique de Madagascar à certaines dispositions de l’Accord portant création du Fonds africain de développement.

( J.O. n° 1186 du 14 mai 1977 p. 1108 )

 

 

Article premier - L’Accord portant création du Fonds africain de développement signé à Abidjan le 29 novembre 1972 entre la Banque africaine de développement d’une part, les quinze “ Etats participants ” suivants : République Fédérale d’Allemangne, Belgique, Brésil, Canada ; Danemark ; Espagne ; Finlande, Italie, Japon, Norvège, Pays-Bas ; Royaume-Uni, Suède, Suisse, Yougoslavie d’autre part, produira sur le territoire de la République Démocratique de Madagascar pour autant que la République Démocratique de Madagascar soit concernée, les mêmes effets que si Madagascar était un Etat participant.

 

 

Art. 2 - En particulier seront applicables à la République Démocratique de Madagascar les articles suivants de l’Accord :

 

L’article 11 relatif à l’utilisation et à la convertibilité des monnaies ;

 

Les articles 41 à 50 ( inclus ) relatifs au statut juridique et aux immunités, exemptions et privilèges du Fonds ;

 

  

 

L’article 53 relatif à la procédure d’arbitrage en cas de différend entre le Fonds et un Etat participant.

 

 

 

Art. 3 - La présente ordonnance sera publiée au Journal officiel de la République.

 

Elle sera exécutée comme loi de l’Etat.

HITSIVOLANA N° 77-016

tamin’ny 29 aprily 1977

 

mampanan-kery eto amin’ny tanin’ny Repoblika Demokratika malagasy ny fepetra sasantsasany voalazan’ny Fifanekena nananganana ny Fonds africain de développement.

( idem )

 

Andininy voalohany - Ny Fifanekena nananganana ny Fonds africain de développement, izay nifanaovan-tsonia tany Abidjan ny 29 novambra 1972 ka ny Banque africaine de développement teo andaniny, ary ny ankilany ireto Fanjakana dimy ambin’ny folo mpiandany manaraka ireto : Repoblika Federalin’i Alemaina, Belzika, Brezila, Kanada, Danemarika, Espaina, Finlanda, Italia, Japana, Norvezy ; Pays-Bas, Royaume-Uni, Soeda, Soisa, Yogoslavia dia hiantefa eto amin’ny tanin’ny Repoblika Demokratika Malagasy, raha tandrifin’izany ny Repoblika Demokratika Malagasy ka ny vokany dia ho toy ny mpiandany i Madagasikara amin’izany.

 

And. 2 - Ireto indrindra ny andininy ao amin’ny Fifanekena hampiharina eto Madagasikara :

 

 

Ny andininy faha-11 mikasika ny fampiasana ny vola sy ny fahazoana manakalo ny vola ;

 

Ny andininy faha-41 ka hatramin’ny faha-50 (mbamin’io) mikasika ny fitsipi-pitondrana ny Fonds africain de développement eo anatrehan’ny làlana, ny tsy fahazoana mampirindrina azy, ny fanafahana azy amin’ny hetra ary ny tombom-pahefana ananany ;

 

c. Ny andininy faha-53 mikasika ny fombafomba arahina amin’ny fanelanelanana raha misy fifanolanana eo amin’ny Fonds africain de développemnt sy ny Fanjakana mpiandany

 

And. 3 - Havoaka amin’ny Gazetim-pajakan’ny Repoblika izao hitsivolana izao.

 

Hotanterahina izany fa lalàm-panjakana.

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement