//-->

Ordonnance 55

Ordonnance n°73-006 du 24 février 1973

Ordonnance n° 73-006 du 24 février 1973

interdisant la profession d’agent de recherches privées (J.O. n° 895 du 03.03.73, p. 516)

 

Article premier - L'exercice de la profession d'agent de recherches privées est interdit.

Est réputé agent de recherches privées celui qui se charge de façon habituelle et à titre onéreux de procéder à des investigations, enquêtes, surveillances, filatures et autres activités de même nature destinées à recueillir des renseignements d'ordre personnel ou patrimonial sur autrui.

 

Est également réputé agent de recherches privées celui qui dirige, gère ou administre une agence, un office ou un organisme quelconque ayant le même objet.

 

 

Art. 2 - Quiconque contrevient à l'interdiction d'exercer la profession d'agent de recherches privées sera puni de la peine portée à l'article 258 du Code pénal.

 

 

Art. 3 - La présente ordonnance entrera en vigueur le premier jour du quatrième mois qui suivra sa publication au Journal officiel de la République.

Les personnes exerçant actuellement la profession d'agent de recherches privées devront, à cette date, avoir cessé leurs activités.

 

Hitsivolana n° 73-006 tamin’ny 24 febroary 1973 mandrara ny fanaovana anton-draharaham-pitsikolovana ivelan’ny fanjakana (idem)

 

Andininy voalohany - Raràna ny fanaovana anton-draharaham-pitsikolovana ivelan' ny an' ny Fanjakana.

Heverina ho manao anton-draharaham-pitsikilovana ivelan'ny an'ny Fanjakana izay manao ho anton-draharaha mahazatra sy andraisan-karama ny fanaovana tsongodia sy famotopotorana, ny fanaraha-maso sy ny fitsikilovana ary ny fanaovan-javatra hafa mitovy karazana amin'izany mba ahazoana manangona izay tokony ho fantarina mikasika ny tenan'olona na ny fari-pananany.

Isan'ny mpanao anton-draharaham-pitsikilovana ivelan'ny an'ny Fanjakana koa izay miandraikitra na mitantana na mikarakara masoivoho, trano fiasana na antokon-draharaha na inona na inona ka mitovy fikendry amin'izany.

 

And. 2 - Na iza na iza mandika ity fandrarana ny fanaovan-draharaham-pitsikilovana ivelan'ny an'ny Fanjakana ity dia hiharan'ny sazy votondro ao amin'ny andininy faha-258 amin'ny Fehezandalàna momba ny ady heloka.

 

And. 3 - Ity hitsivolana ity dia hanan-kery manomboka amin'ny andro voalohan'ny volana fahefatra aorian'ny hamoahana azy amin'ny Gazetim-panjakan'ny Repoblika.

Ny olona izay misahana amin'izao fotoana izao ny anton-draharaham-pitsikilovana ivelan'ny an'ny Fanjakana, dia tsy maintsy mampitsahatra ny asa ataony amin'izay vaninandro izay.

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement